image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

vao avy nankalaza krismasy zao ny kristianina sasany, iza avy ireo fiangonana kristianina tsy mankalaza krismasy dia inona no antony?inona avy ireo tsy itovian'ny fiangonana kristianina?


Mankalaza daholo kosa ny fiangonana kristianina rehetra eh : - na ny catholiques,- na ny anglicans- na ny protestants.Mitovy daholo izy rehetra fa dia efa samy manana ny mahazatra azy fotsiny ny vahoaka. Samy mankalaza ny Noely nahaterahan'ny Mpamonjy, ny Paska nitsanganany tamin'ny maty, samy mandray ny vatany...


Rehefa zatra fombafomba ivelany ny fiangonana, na Kristiana na tsia dia mankalaza izay fetim-pivavahana sasantsasany ao amin'ny baiboly (eny fa na dia ny tsy voalaza ao aza, toy ity 25/12 ity, dia arahany daholo satria izay no "nafahana azy)Raha mahay mamaky izay voalazan'ny Mpitoriteny (Ecclesiastiques) ny olona dia hahafantatra fa " ny andro hahaterahana tsy mahaleo ny andro ahafatesana"Mythe ny 25 d‚cembre


Tsy nisy ny andro ahafatesana raha tsy nisy ny andro ahaterahana !!!