28 ans a zao. Efa manambady fa mbola tsy namokatra :DEfa hatramzay hatreny ampianarana a no tsy mba nanana namana oe meilleure amie zany fa mpiara-mianatra tsotra fotsiny. Hatramzao dia mbola tsy niova ...Za koa olona tsy dia miresaka, tsy zatra miafandray aman'olona. rehefa miaraka amin'ny famille-ko a vao tena ŕ l'aise!Hitako mavesatra amin'ny le vadiko le izy satria manjary miankina lava aminy a refa ohatra hivoaka na hanao shopping, sns Misy mitovy amiko ve ?Ny ana zao mba tiako de mba manana namana ohatra groupe na vehivavy tsotsotra miaraka manao activité ohatra cuisine, couture, miaraka manao sortie ... P.S: itako oe maro be nareo eto no any ivelany fa ra misy eto tana mba te hifandray dia aza misalasala !