image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama daholo, Tena sarotra ny fiainana ka te hitady zavatra atao aho. Araka io sujet io dia mitady olona afaka mampianatra ireny satria izay no zavatra hitako fa ho vitako. Dia misaotra antsika izay mahafantatra olona mampianatra ireny.


izaho koa mbŕ te hahalala hoe inona izany tapis chute 7500.


Aza atoro fa lasa feno eraky ny tsena kambony


Salama daholo, Ilay tapis vita amin'ny chute des tissus ireny, eny isotry sy petite vitesse ireny betsaka azy. Ilay rariana ireny ę


Maninona raha manontany ireo mpivarotra eny antoerana oe aiza zareo no maka an'ireo na izay fomba ahazoana ny renseignement ahitana ny mpanao azy, ireo no atonina dia iangaviana mba hampianatra.Mirary soa.


bonjour, ra za enao tonga dia mividy le tapis de jerevana ny fanamboarana anazy, vahana étape par étape de miezaka mi reconstituer anle izy enao, ra ny fahitako azy tokony ho mora hay io fa enao no mila auto didacte, aza manatena oul hanoro anao an zany !!! mahereza e


Salama daholo, efa nividy tokoa aho mamankouely ah! dia izay nolazainao izay tokoa no nataoko satria tsy misy manoro izany ilay izy dia mbola mamokovoko ato fa tsy hay raha hahatafavoaka fa miezaka sitrany mahay sady manampy ny fidiram-bola e.