toroy hevitra fa tsy mahay hoe iny no tokony sakafo atao fa nahavita fianarana ny vadiko dia hanasa olona 100 eo ho eo izahay hiaraka mba hilanonana kely. efa ela sady mbola tany amin'ny RAD d zay nataony tamin'izany dia nekena fa amin'izao tena tsy mahita hevitra mihitsy hoe inona no sakafo azo atao. cocktail no ohatra ny tiana hatao misaotra ho an'izay mamaly. marihina fa amin'ny volana avril 2017 no hanaovana azy.ny trano hipetrahana tery dia mba mitady hevitra azafady o!