image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 4

Miarahaba antsika rht,Za ry reto mb mila atoroy hoe aiza no mba misy mpivarotra robe de fiançaille tsara ah, eto tanŕ io ah, mb atoroy boutique za ze mahitad misaotra antsik


Tsy misy an'izany hoe rebe de fiançailles manokana izany ry Fakely ah ! Heverinao fa hoe misy ny robe de mariage, dia hoe inonda no hoe robe de fiançailles ve ?Fanaterambodiondry ange no atao hoe fiançailles eh.Ka izay akanjo tianao fotsiny. Miakanjo tsara be, mitovy amin'ny hoe hanatrika mariage ianao, n'a mihoatra an' izany, dia izay.Misy dia hosoratana eto hatramin'ny hoe, atoroy ny fanas a vilia ah ry reto ah....Atoroy ny fanazandamba ah ry reto ah.....


robe de soirée amin'ireny pręt ŕ portée ireny dia mety, fiançailles tsy misy dress code fa mety daholo izay ataonao


Rehefa robe dia mety daholo: fa tsy ilay misoratsoratra be ireny akory.


rose bonbon na bleu clair atao couleur fa ireny no lamody taloha


Lamaody taloha atao inn ?Taloha angaha isika izaho ?


RasoaKobaKoba f'angaha rehefa taloha dia démodée aminao, ary maninona ny pantalon jeans mbola hanaovana foana nefa efa tamin'ny 1800 no namoronana azy? fiançailles koa fomba taloha, vitsy mpanao ankehitriny


Ok zany, fa io koa , eo foana ny resaka goűt eh.