image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama eMba mitady dentiste tena mahay za fa leo manandrakandrana etsy sy eroa nefa toa mora simba foana ilay nify, ilay dentiste ve no tsy mahay nefa za efa mba mitandrina ery.Mba toroy hevitra za ry reto, aiza no dentiste mahay tsara. Sao dia faly te hiverimberina amiko fotsiny ilay dentiste sasany reny ?


Rabetaliana Behoririka no falehako. Eo raha eo am galana midina aty behoririka dia misy lalana manapaka miankavia io juste aprčs galana dia ampitan'io lé varavarana miditra ao. depuis 1997 tany aho ao foana. rehefa lo aloha ilay nify dia esorina e fa ilay amboarina ireny hitako mateza ihany.


Bjr, eo Antsahabe akaikin CNELA! Dr Nantenaina zay!! sad miresaka, manazava ,... milay e!!


Za koa reto tena leo anle dentiste ko a! tam volohany otrany oe mety zany fa refa elaela tao aminy enao d lasa vetivety zany d simba le nify amboarina. Miverina any foana, mora miala le produits ataony, angamba vita sinoa d nefa isaky mandalo d angalany vola fona, misy anizany 1 andro d miala daholo le pansement. Fa ny zavatra tsapako d na docteur, na mécanicien n dentiste d tsy misy mahafapo zany, ra tena manao asa tsara rizareo d lasa ela ny olona vo miverina.


GAGABE2rabetaliana ,io foana no dentiste atrizay,mahay fa ela be ny traitement,d'un coté oe tena traité ny tsara fa ŕ la fin kosa ela iany misy anzany nify 1 atao pansement fa efa ho 3 volana miverina iany!nisy fotoanaaza aho nify 4 ndray namboarina fa ngamb efa ho tapa taona miverina foana.prix koa lafo be


cc dool,Mahaliana ana le sujet resak dentiste.mos mhalll zan dentiste eny mahazo zan ve!?malaz mhay ku.Ary n dentiste ao amna ostie r zareo mnahoan!? resak soin mu zan n tiako atao ao eh.Mb itatarao zay e mb sendran servicen zareo...merci hoan ze afak manampy oh!


Zah koa d toy zany, mitady mpanao nify, d ao ambony ao am toko telo, tsaralalana nisy nanoro, efa lehibb lay dokotera fa mahay hono. Zah mbola tsy naka rendez vous fa ny ahy ndray tiko soloina pivot lay nify. Sao misy mahalala oe aiza tsara, d ohatrin eo prix?