image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Andafy aiza ??


Miankina amin'ilay andafy io.- Canada: midira ao amin'ny site-ny dia karohy ao fa hita daholo ny lalana rehetra arahina. Any Canada izao no pays mbola misokatra ho an'ny olona te hifindra monina. - Afrika: tsy haiko fa toa efa mihasarotra ny makany amin'ireo tany efa be touristes (Kenya...), ny sasany indray mila mahafantatra olona miasa any afaka anontanianao.- Europa: dia adinoy. Sady tsy misy asa intsony no tsy tia olona afatsy europeana. Ka ny olona efa any aza miha-very daholo ny asa. Ary ny gasy efa betsaka no te hitodi-doha hody any an-tanindrazana.- USA: dia io efa hita io fa efa mihidy tanteraka.- Maurice, Seychelles: mila mahita ireny orinasa mitady mpiasa malagasy ireny. Kely karama kanefa lafo fiainana be. Sarotra ny manao économie.- Sambo: miasa amin'ireny sambo ireny koa no mety ahitana raha mahay langues tsara. Fa mila olona matanjaka ara-pahasalamana tsara fa raha marary dia ahidiny fotsiny dia mi-debra ianao mandeha mody sy mitady dokotera sy hopitaly amin'ny volanao.---> Ny mba torohevitro dia: makanesa any ambanivohitra. Any mipetraka. Mamboly, Miompy.


Inona no okatra ao an-tsahanao ry aiza ??? Tsy vidina angaha ny tany any ambanivohitra ?


kalaminy procédure tsy misy afatsy visa touristique ihany raha te hivoaka malakilaky, fa raha hitady visa regroupement familial dia impossible, ary ny havanao angaha tsy mba manome hevitra anao?


BJR IZAHO MANANA OLANA D HIASA ANTSAMBO AHO F TS MAHAFATRA OLON NA LALAN MIS AFAKA MANAMPY AHY VE AZFDY D MBA MANOME TOROHEVITRA NA LALANA NA OLONA TOKON ANTONONA


Bjr,Fa inona lay tianao hatao any an-dafy. Hianatra sa hiasa. Manaiky mandray anao ipetrahana v lay fianakavianao any. sy manaiky hanao hebergement anaoMiankina @ valin-teninao manko ny toro-hevitra


kalami -manamboatra passeport-manao reservation billet d'avion-mameno ny dossiers ilaina rehetra(miankina amin'izay visa angatahanao ny dossiers foroninao)-ataovy vonona ny vola andoavana frais de dossiers sns...rehefa vitanao daholo ireo dia efa miha maivana aminao ny mitady lalana hivoahana