image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Hono oa ry reto, mety hisy olana am fanambadiana ve ny tsy fananana fahaizana? misy olona haka vady anŕ efa niseho nefa zahay sy izy tena manana ny fahasamihafana, izy olona manana diplaoma b, tsara asa b, lehibe orin asa iray,dia nifankatia dia hoe hivady, d ny namako no miteny refa vita fisehoana fa hijaly zah fa hanambany anŕ sy tsy hahazo responsabilité zah antokantrano fa tsy mtsy hanaraka ze teniny, lay ho vadiko nefa atramzao aloha mbola tsy hitako nanambany zany. Ka ny fanontaniako dia oe, mety hisy fiantraikany am tokantrano ve ny fahasamihafana am mpivady?


Tovy >>>>>>>>> Efa ela v nareo no niaraka? Manaôna ny toetrany? Manaôna ny fifankatiavanareo?io zany d arakaraka ianyeee! ra sendran'ny olona ratsy saina enao d hiisy tokoa ny olana, fa ra sendran'ny olona tsara saina enao dia ts mandalo ao antsainy akory zany oe enao ambany fahaizana zany.Ra ny tena tokony o izy alo d efa mahafantatra tsara l ho vadinao oe ambany fahaizana noho izy enao dia ts tokony ampihisy olana ny @zanyeee!Rehefa ao antokatrano fotsny dia miezaha fôna hisondrotraeee, fianarana ny fiainana.


"mieritrereta", 3 taona sy tapany zao niarahanay, ary mifanaraka tsara, zah koa manao activité fa tsy miandry azy mitsy am zay vola ilaiko. Izy no nangataka hoe aleo amzay sika mivady, efa hainy tsara ny momba ahy fa ny antony fanontaniako d ireto namako manesika an dohako oe zao ndry mbola ca va fa aveo ndry ho latsainy sns sns. Ny RAD ko tia azy toizany koa ny RAD ny matoa zahay hiroso samy tia fa lay tena tsy fitovizana ara taratasy no ndraindray mahalasa kely ny saiko eto.


raha lhl mahay manaja anao izy dia tsy hisy olana izany.fa raha lhl manam-bava sy be zaho zaho no tena toetrany dia mety ianao no ho ataony ao an-tokatrano


@ ankapobeny dia tena misy ny olana. Tsy eo @ mpivady ihany fa eo @ namana ihany koa. Mety ho samy hafa ny sujet de discussion rehefa tafahoana.Kanefa : mahafantatra couple aho, ny lhl Ingénieur, ilay vhv tsy nahatody CEPE akory.Mp


Ny lehilahy tsy mieritreritra ny hanambany, fa ny vehivavy no complexée, dia rehefa mba maherihery fiteny ilay lehilahy dia ataony hoe manambany azy. Ohatra hoe "enao oŕ mbŕ misaina!!!" Ny lehilahy tsy maintsy hiteny zavatra toy izany foana satria ny vehivavy tsy logique fa olon'ny fo. Raha vehivavy mitovy diplome aminy tsy hi-interpréter an'izany hoe manambany mihitsy. Fa raha mifanalavitra be ilay diplome tonga dia hiteny ilay vehivavy hoe "za zany heveriny fa tsy misaina satria kely diplome..."Toy ny mpisotro toaka ihany io... Raha olona tsy misotro toaka no marary dia misy antony maro tenenin'ny fiarahamonina : sao dia tsy ampy torimaso, sao dia vizana, sao dia nangatsiaka, sao dia etsetra etsetra... Fa raha misotro toaka ilay marary dia tsy maintsy heverin'ny olona fa iny toaka iny foana no anton'ny olana ara-pahasalamŕny. Marary vavony ianao, toaka izay. Mikohaka ianao, toaka izay. Voan'ny grippe ianao, toaka izay. Midina tension ianao, toaka izay. Na dia tsy misy ifandraisany aza dia tsy maintsy hisy hiteny foana ao hoe "ajanony amzay ilay toaka fa io no mamparary anao e!"


Ny hitako dia raha lavitra be ny tsy fitoviana ka tena kely ilay solaitra dia eo amin'ny fitaizana ny ankizy no olana, tranga efa hitako io.Tsy mba afaka hanampy sy hanaramaso ny fianaran'ny ankizy ilay kely solaitra fa dia tsy maintsy hiandry sy hiantehitra tanteraka amin'ilay ankilany ny fianaran'ny ankizy.Betsaka ny zavatra ilana fahaizana, mba hahafahana mifanampy ao antokatrano am zavatra rehetra, na arak'asa ary na taratasy, sns.........Ary efa voalaza eo ambony io ny namana, rehefa tafaraka amin'ny n******* ilay manampahaizana ka mba entina ny vady dia hahatsiaro irery ny ankilany ary ho "frustré" tanteraka manoloana ny resaka rehetra izay tsy misy fantany, ary matetika miainga ny teny vahiny sy termes techniques isan-karazany.Raha mitovitovy mantsy ny fahaizana na samy hafa tanteraka ary ny sehatra, dia "ŕ l'aise" foana ny andaniny satria mahatoky ny valeur-ny izy, ary afaka mandray anjara foana amin'izay resaka miainga eo.


$ongomby > hafa ihany ny olona complexé ha ha ha ha