image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Tsy maha aro akory ny elo rehefa tena avy be ny orana. Iza no mbola sahy manao impermeable? Avy miasa d misalotra imper B?


Za ts sah, mahamenatra b lu reni e. sad ny olona mijery2 b!


Ny ahy anaovako soamantsara, tsy mampaninona ahy na misy mjerijery ary. Ny fahasalamako no jereko


miala tsiny ra mijapy kely lay sujet e. Aty ry zareo misy imperméables a 2 pičces amboniny sy pataloha taille L , couleur noire , tsara qualité , tsy vita sinoa an , sao mba mety amin'izay tia azy . tsy de oe imper B kosa e , mba mampisy bika iany , indrindra hoanareo mitondra moto . 20000 ariary fotsiny . Misaotra .


mampihomehy koa ilay hoe aleo aleo miafy amin'ny elo satria raha manao imper dia jerevan'ny olona !


Dia aleo v zany lena re olona a , nareo tokoa angah be vola hividianana fanafody ra marary koa .