Salama groupe*azafady sao dia mba mahita na mahafantatra ianareo hoe aiza no itindrana zaza bingo ka mila ahintsy n tongotra ny. merci
Salama groupe*azafady sao dia mba mahita na mahafantatra ianareo hoe aiza no itindrana zaza bingo ka mila ahintsy n tongotra ny. merci
Ento any amorondranomasina izy dia asitrika anaty fasika iny tapany ambany rehetra iny.Atao maharitraritra izany. Ary averimberimberina 2 na 3 isan'andro mandrapaha-hody. Tandremo mba tsy @ fotoana hoe mamay be ny fasika. Izany no nataon'ny ray@reninay tamin'ny zandrinay lahy: fa mahitsy be daholo ny tongony.
any am io centre d appareillage io no specialiste an reny befelatanana!az misalasala fa any no mahay an io sady tsy dia lafo beny ahy ndray tongotra pied varus tamzay no nahalalako io toerana io de manao seance kiné de manao le kiraro special reny boty kely mis vy kely inyfam la tonga maraina be iany koa fa toa vahoaka be ny any