image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Mieritreritra hividy machine a laver izahay, iza no tsara ilay misy ouverture eo ambony sa ilay ouverture verticale ho anareo izay efa mpampiasa ? misaotra


Salama, Jereo tsara fotsiny ny marque, européenne ngamba no tsara, fa raha resaka ouverture, tsisy olona na ambony na ambany. Dia mila mampiasa produit anti -calcaire isaky ny 4ŕ 5lavages eo. Jereo koa raha misy garantie au moins 2ans eo. Ny machine ŕ laver zany ohatran'ny home produits de luxe, nefa @ tany mandroso, presque isan-tokantrano manana anankiray. Rehefa Simba tsy sous garantie dia ariana any @ décharge, dia soloina. Ny tiako lazaina izany,bonne marque no jerevo, dia ny fanaovana entretien avy eo.Aleo misoroka toy izay mitsabo. Avy eo ça dépend ny fampiasana azy. Ny isan'andro tsy mitovy @ tsindraindray. Mety 2 ŕ 10ans ny durée de vie.


Araka ny plan anaty trano,raha ambany ny varavarana dia tsy maintsy malalaka ny efitrano!!Faharoa:raha marary lamosina dia ambony no tsara!


manaona daholovao nahazo lave-linge izahay vao 1 mois izaydia hanontany hoe inona ilay fin différé sy manao inona izy io ary rehefa inona no ampiasaina azymisaotra indrindra mazotoa


zah dia efa nampiasa machine ŕ laver teo am 4 na 5 teo !!!!- tam voalohany, tany am année 2000 tan,y dia ny programmation electronique no simba- taty aoriana dia ilay bras axe no tapaka fa ny moteur tsy simba- ankehitriny dia 15mn dia efa mahavita sasa-lamba tena ekonomique (lamba tsy maloto be)- ...>> ny consei-ko aza dia mandefa essorage mahery be > 1200 t fa io no manimba machine zao !!!!PS : aza manova programmation fona fa izay iray mety aminao ihany mba hahateza ny machine !!!


Bjr,otrina kay zao ny machine ŕ laver amzao? d aiza no misy mba mora sy tsara??? merci


Bonjour daholo, Tiako relance-na kely ity sujet ity fa mikasa ny hividy koa izahay fa eo amin'ilay resaka consommation énérgétique no manalasala. Ho anareo izay mampiasa, tsy mandany be ve? ohatrinona eo eo ny jirama-nareo isam-bolana raha tsy mahadiso, dia inona avy no miasa ao an-trano ankoatran'ilay machine? Dia impiry miasa ilay machine isam-bolana?Misaotra indrindra


Lessive machine marque Miora no ampiasaiko; io izao no mora indrindra. Afatra tsara (2 bouchons pour une machine de 5 kg). Hitako tokoa fa mety ho lasa gris ny lamba fotsy. Dia indraindray alonako eau de javel (kely) sy savon poudre sy rano mafana (1 alina) izay vao ampidiriko machine; fa asiako 2čme rinçage. Mahavatra koa mikosoka ny taches fa matetika tsy afaky ny machine. Dia ataoko programme économique (=20°): sady tsy mandany courant no tsy manimba lamba couleurs!


Mpandresy>>> Ny ana ny fanaovako azy raha be be taches dia sasako manokana le taches aloha, izay vo ataoko ao anaty machine ŕ laver


eny marina le resaka consommation mba manao ahoanany ahy indray ilay manasa tsydia olana fa ny manamaina no tena ilaiko indrindra fefa ho avy ny ririnina zaho manajanaka mandoto akanjo be dia manasa isan andro nefa mety ho ela vao maika ref ririnina,kah ilay machine puor sechage fotsiny no tiko ,mi existe ve zany?raha ny fahitako ny film vahiny manko toa anakiroa ny azy ireo mety oe ny iray manasa ny iray manamaina angamba!!!?raha misy dia mety ohatrinona eo ny vidiny e,raha misy manana dia taiza no novidiana ?misaotraoe kaonty boritry ny vadiko oe mandany 7 500f isanandro iny ozy!(selon ny fotoana andefasana azy koa an)