image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Manao ahona daholo, efa ela tsy tany dago ka mba te handeha ka mba te ahafantatra ohatrinona eo ho eo ny sakafo dans la journee pour 2personnes ohatra dia ohatrinona amin'ny vola gasy eo ho eo misoatra izay mamaly


bijou azonao atao ny tsy manome, fa zahay manome foana satria tsy te handany fotoana elabe eo ampisavana, ary tsy ny vankasiera mandalo une fois par an no hanova zavatra fa ny any antoerana no responsable voalohanyzahay manome satria rehefa tsy manome enao dia tsy maintsy hilandry zareo vaniny anefa, ka raha vao mitabataba enao dia vao mainka voatazona elabe ao anaty aéroport ao, azondry zareo atao tsara ny misava ny entanao tsy misy risoriso, fa avoaka tsirairay ny entana anaty valise, ka ny mpandeha tsy te hididtra amin'izany fa sady efa reraky ny voyage no maika hivoaka, ary mety misy very aza ny entanao satria hisavoritaka eo ambony tapis eo, efa nandalovako io ka fay, aleo manome indrindra hoe efa ela tsy tanyAveriko indray fa tsy voatery ho vola no omenao fa ny ahy sandales na sacs ŕ main efa nampiasaina, na teeshirt efa nanaovana, izany hoe tsy dia zavatra en valeur fa ilay geste kely fotsiny dia vita


1000 ar na 5000fmg mahazo vary sy laoka aty ampefiloha e (gargotte eo @fiaro)...ao @tsenabe Isotry ŕ partir 1500 ar na 7500 ar mahazo enakisoa+fangarony na henomby na taovany na tripe na saucisse!!!


encore merci les amies forumiste, ary hono oa aiza ny toerana misy ranomasina akaiky indrindra TAna, tamatave no ato an tsaiko nefa mino aho fa mbola misy akaiky kokoa noho io


Vatomandry no akaiky indrindra ny ranomasina saingy tena mahery be. Ny hôtels dray anefa tena tsy misy ao loatra. raha manohy dia tonga any Mahanoro, mahafinaritra saingy tsotsotra be koa ny hébergement, mora be ny fruits de mer.Aprčs Brickaville indray misy an'Ambila (15kms), ranomamy (Pangalanes) sy ranomasina. Manambato indray angamba io 25kms misy hôtels ça va , tsy ranomasina fa Lac Rasoabe, afaka manohy par bateau Ankanin'Nofy, any no hitako tsara raha tia nature. Bonnes vacances!


raha matahotra amboalohany dia aza mandeha fa na antoandro na alina dia misy danger foana any, ny ataovy voalohany fotsiny dia manao reservation hotel azo antoka pour une nuit na somary lafolafo kely aza,juste hialana eny Ivato ny andro ahatongavana indrindra raha tonga alinaIo sakamanga io dia efa reconnu fa tsara sy en sécurité ary mitsena eny Ivato ry zareo nefa tsy dia lafo ny chambre, vaza ny tompon'izy io raha tsy efa niova ka tsy misy olana fa azo antoka tsara ry zareo, afaka aloa en euro koa ny chambre sy resto izay atao dia ao manontany renseignements fa zareo efa zatra mandray touristes


Ok, misaotra, aiza ho aiza aoTana no misy an izy io


malahelo an i mamanay aho mamaky ny soratrareotena matahotra mafty aho hiverina hody any mada na 1 andro fotsiny aza noho ireo loza be lazainareo reo, resaka securitémarina fa afaka hafarako aty izy fa le any atrano hafa mintsy nefa za tena mihorohoro vao mieritreritra ny hiverina any, tsisy afa tsy zava doza ao tana ra ny hita sy re :'( mavesatra be ny foko zany


Fa angaha tena any @ quartiers tena populaires be ny mipetraka ny mamanao? Be filaza koa anie ny olona ę!! Misy ny faits divers (tôy ny amin'ny tany rehetra!), fa misy 1 million sy sasany ny olona mipetraka sy mivezivezy eto Antananarivo, firy ny hitrangan-javatra? ny mamanao, ny irai-tampo aminao ve efa nitrangan-javatra? Ny havako mipetraka any ivelany mandalo manao vacances aty matetika,fa sy nisy nahita olana. Tsy mody hariva (raha mandeha an-tongotra), tsy mi-téléphone any an' arabe, tsy mampisehoseho manam-bola be ... Tsy manao fihetsika vahiny.Tongava aty an-Tanana ę!


Dia gaga anareo mapihorohoro reto aho kah. Zahay mpivezivezy eo, vadiko vazaha,miaraka @ zanakay fa hatreto aloha dia portable 1no very nisy nisintona teny antaninarenina dia catastrophique ve zany. Nande tany paris zahay very tablette ray ko nefa ville roa samihafa tsy comparables, dia zay ko ve no tsy handehanako any koaZahay kosa loha tsy hitsangatsangana @ andro alina mila raharaha, fa matoa mivoka ny alina ao tana dia mandray fiara dia misy destinationResaka douane eny ivato ndray dia zao no fanaonay mba hialana ty corruption tsy misy farany ty. Refa manontany iny izy oe inona no ao anatiny valizy io dia lazao ny marina, akanjo, kiraronay, ka ra miteny oe azafady fa mba tiko jerena dia mody manaova vonona be hamoa lay izy fa lazaiko anareo fa tonga dia ozy zareo aoka zao fa manomeza kely. Tsotra be ny anay no avalinay, tsy maninona fa savao, fa tonga dia romotra be ry le maizina miteny mandana fa tssss mdr. Dia otrizay fona ny anay, na zareo aza kalo be hisava eo nefa ny andro @ io @1maraina