image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Manao ahona daholo, efa ela tsy tany dago ka mba te handeha ka mba te ahafantatra ohatrinona eo ho eo ny sakafo dans la journee pour 2personnes ohatra dia ohatrinona amin'ny vola gasy eo ho eo misoatra izay mamaly


ndroooo > Aiza kosa no dia hoe "tsisy afa tsy zava doza ao tana"? Marina fa ny faits divers no tena manaitra ny sofina sy ny eritreritra fa mba betsaka koa ny olona miaina tsotra tsy hahitana olana e!Mila mitandrina tsy mampisehoseho hoe misy vola na objets de valeur fotsiny. Dia tsy mandeha alina koa raha tsy efa voatery.Raha tena te-ho any M/kara ianao dia tokony horaisinao ho fampitandremana fotsiny ny fahenoana ilay antsoinao hoe "loza" fa tsy tokony hampihorohoro.Mahareza ô!


Misy ireny hotely gasy tsotsotra kanefa misy sakafo ara-dalana tsara:- manodidina ny 5000 Ar na 25.000 fmg ny plat


Misaotra anao raha efa ela tsy tany fa tena tsy haiko intsony ilay resaka ariary sy fmg vola iray ihany ireo sa ahona azafady fa tena tsy haiko


Tena efa ela tokoa i Myriam izany no tsy tany, ariary izao ny vola any fa tsy fmg intsony, 1euro = eo amin'ny 3400 ariary eoTena lafo ny fiainana any fa tsy ohatran'ny taloha intsony, ilay sakafo 5000Ar/pers io tena hotely gasy faran'izay tsotra, ny antonony dia 8000Ar ŕ 12000Ar. mila jerena koa ilay fahadiovana satria ny taova efa tsy zatra ilay tany intsony indrindra ny rano fisotra, ny jus de fruit, sns...


Aza miteny izany hoe taova tsy zatra ilay tany intsony izany fa hahaizanireo locaux vava eto !lazainy be haingintraingitra fa mba miteny aho izay! tsy lafo ny fiainana any raha vola vazaha no entina any fa aza matahotra i vony !


ary enao angaha tsy manankavana gasy na iray aza mba hanampy anao?rehefa tena tsy mahay dia resto sy hotel aleha fa aza mividy n'inon'inona, tsy ho deçue enao satria misy tarif ireny, ary tsy hangalatra aminao ny serveuse sy caissičre, ary afaka manao réclamation enao amin'ny patron raha misy tsy mazava aminaotsy mitovy ny ariary sy franc ary tsy misy billet en franc izany intsony fa ariary daholo, ary aleo mody mitety mpivarotra na magasin mba ahazatra ilay ariary rehefa tsy mahay, na ataovy ny liste zavatra ilainao alohan'ny mividy dia raiso antsoratra dia ento mody aloha fa aza tonga dia mividy eo no eo rehefa tsy mahayany amin'ny hotel enao afaka manontany prix ny transport koa mba tsy ho voambakaMila mampiasa cal*******ette alohan'ny hividy zavatra rehefa tsy mahay ary ny olona any mbola mampiasa franc foana rehefa manome prix ka eo ny olana ho an'izay tsy zatra, za ary efa zatra fa mila manao reflexion 1seconde foana satria mifangaro ny mpivarotra miteny ariary sy franc ka mila mitandrina foana fa indraindray hadino, na manontany tsotra hoe ohatrinona ariary? rehefa tonga any dia aza miteny vaza ary aza miseho ho tsy mahay fa tonga dia very enao raha tsy misy havana na namana azo antoka hanampy anao, ny gasy any manko tsy tia mahita gasy avy aty andafy misehoseho tsy gasy sy tsy mahay teny gasy, bon courage


Misaotra betsaka anareoMbola misy havana any dago fa somary difficile ilay olona ka manahirana indraindray ny miresaka aminy dia izany no angatahik hevitra ato, za aloiha olona tsotra fa tsy hieboebo hiteny frantsay sy ny sisa fa mba mila fanampiana aho amin ny fifidianan javatra sy demarche hafa mety hataoko any misaotra raha mbola misy hevitra hafa atoronareo ahy


liliia berlin Myriam Raha manahirana ny havana dia mandehana hotely, milamina kokoa ianao amin'izay.