image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 5

Tsy haiko oe eto ve no mety @ty topic ity.
Vehivavy 34taona no manoratra.
Tena kivy aho fa voadona foana @ fitiavana. Mikasa n'y tsy hanambady intsony nefa maniry mafy hanan-janaka.
Inona n'y toro-hevitra omenareo. Za tsy manana fahafahana @resaka FIV.
Misaotra@ Zay mamaly.


Salama , vehivavy toa anao izany no tadiaviko , za lehilahy maniry ny iteraka nefa tsy te anambady , tsy aiko raha mifanojo isika , contct amin'ny fb bit randria


contct fb : bit randria