image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 114

loza aminatambo >>> tena mahatsikaiky ahy mihitsy kosa ilay filazanao azy kanefa dia tena mampieritreritra lalina tokoa.


loza aminatambo >>> Tsy arakaraka ilay vady ihany kosa ve io ? Ny fakampanahy voaresaka eto ange izao dia ny fakampanahy avy ety ivelan'ny tokantrano e ! Fa misy tokoa ny fakampanahy ao anatiny ka ! Rehefa izy misaritsarika anao @ atinakanjo kely miaraka @ string kely ! ampiany an'ilay charme tonga dia mambabo izay angaha misy andraso andraso izany intsony fa tsy tonga dia raikitra indray izao,anaty RS tonga lafatra be ! hummm !


Pisokely >>> > Izay foana ny fialana bala @ tsy fanomezana fitiavana an'ilay vady.Ny anareo angamba mbola manaja ny fiainana taloha.fa ny ahy aloha no hitako.Ny an'ny hafa inoako fa betsaka ny ohatry ny ahy dia fiarahan'ny mpivady mikarakara na ny ankizy na ny tokan-trano ,mba tsy itenenako hoe indraindray aho lasa saina ihany fa ohatran'ny oe izao indray ny vehivavy ao an-tokantrano.
Fa ny fanaovana izany dia adidy aman'andraikitry ny mpivady tokony mba ifampizarana sy ifandrimbonana foana ary apetraka @ toerana tokony hisy azy fa tsy atao excuse lava izao rehefa tsy te hiray @ vadinao enao.


Elidiot >>> rs ivelan'ny tokantrano ny sujet eto an ! Izany hoe lasan'ny vazaha izany ilay vady satria ny vazaha no be vola ve ? na koa azo adika hoe izay manam-bola izany dia afaka mahazo azy ? Raha izaho aloha zarako aza izy lasa satria tsy mendrika atao vady ny olona toy izany.


J'assume >>> Saiky toy ny mahazo anao daholo no mahatonga ny olona manambady miodina. Ny fanamaivanana ny preliminaire alohan'ny tena firaisana no hitako mahatonga ny olana.Avy eo tia tena ,tsy mahita afa-tsy ny fahafinaretana ho azy fa tsy mba mihevitra izay mba fahafinaretan'ny olona miray aminy.


Natti >>> > Ahoana kosa moa no ahitanao tsirony raha ny vadinao aza miaraka aminao foana ,tsy ahitanao an'izany,mainka fa olona niaraka taminao indray mandeha monja ! Io ange mila mba mila mifankafantatra tsara kosa ny couple raha samy te hahazo fafinaretana e !


Tia tena >>> Ka sao dia mba anjaranareo vehivavy kosa ny mba manoro azy ny point rehetra mora manaitaitra be anareo e ! Ny fahaizana mifanome fahafinaretana ange no tena firaisana tonga lafatra e ! Izany matetika no mitarika ilay fakampanahy any ivelany,rehefa tsy afa-po lava eo.


ny tena marina tian'ny olombelona miihintsy ilay oe manao zavatra vao2 na mividy zavatra vao2 sns e!!!!!!ny tombony amilay mihinana any ivelan ny tokantrano aloha ra amiko dia tsisy vely2 e ankotran fahafinaretana satria ra iaraka amin any ivelany ny fotoana lany mety ho lany vola ko ny tena afa baraka ra tratra fa raha fafinaretana aloha dia tena misy e!hafa ihany izany matosy vao2 zany na efa nampiasain olona ary fa ianao no vo ampiasa azy!kkkkkk


Ny tsy hita ihany no mampilendalenda ve fa rehefa nahazo indray mandeha toa sahala ihany ?


Pisokely >>>> Taiza indray moa no nahitanao an'izany oe rahazahenao no tena mpanao izany e ? Ny tena marina tsy manao mihitsy aho fa mampiady hevitra sy fomba fijery no tena ataoko ato.
Raha tsy izany enao tsy hahita ity sujet ity anatin'ny FORUM POPULAIRES eto @ moov mihitsy.