loza aminatambo >>> tena mahatsikaiky ahy mihitsy kosa ilay filazanao azy kanefa dia tena mampieritreritra lalina tokoa.
loza aminatambo >>> tena mahatsikaiky ahy mihitsy kosa ilay filazanao azy kanefa dia tena mampieritreritra lalina tokoa.
Raha azoko tsara izany dia oe entina hanampiana ilay fitiavana tsy ampy ao an-trano ilay RS any ivelany satria oe na ilay fitiavana ao an-trano mihalefy dia zara raha misy RS,na rafotsy milaza rera-dava.
Ankoatra izay dia fanatanterahana ny fantasme izay tsy tian-drafotsy hatao.
Lehilahy daholo hatreto no namaly ,fa mino aho fa mba manan-kevitra araka izay mba fahitanareo azy koa ianareo vehivavy satria mino aho fa na lehilahy na vehivavy manam-bady dia misy manao izany avokoa.
loza aminatambo >>> isaky ny mamaky ny hevitrao aho dia velon-tsiky foana @ ilay fomba ilazanao azy mihitsy.Ny mahagaga ahy koa dia izao : be dia be ny hevitra mandalo ao an-tsaiko ao fa ny ankabeazan'izy ireny tonga dia asehonao eto .
Mahafinaritra ny fandraisantsika rehetra anjara @ fanomezan-danja ity sujet ity.
Ary manentana ireo izay mbola te haneho ny heviny na hijoro vavolombelona ,maninona moa ,toy izay efa nataon'i Lulu.
Mankasitraka e !
pimenter la vie, zay no tena izy @ ilay izy na vavy na lahy ra ny fahitako anazy, satria dia misy sipa kely zay zao miaraka amiko fa tena hoe zay fotsiny fiarahanay, tsiss hoe hivady aminy za na hoe mila inona izy, fa d miresak isaka afaka, manao rehefa afaka, ts voafetra fa arakarak ny fotoana ilay izy...