Tena ts vitsy a! fa maromaro ihany zay henooko zay manana olana @ resaka filelena. Ny vehivavy no tena betsaka amin'ireo . samy manan ny antony fa ny tena hitovizan'ny maro de "tsy mahatsapa na tsy mahazo tsirony(fahafinaretana)" rehefa manao amin'ny vadiny.
Mahampametram-panotaniana hoe tsy misy consentment an'olon2 ve ny fanaovana azy sa oe adidy n an'ny sasany ka tsy maintsy sokafana ny FE.
kanefa rehefa sendra domin'ny bandy hafa na tafitaingina sipa hafa de midelire mints .
le vady mints ve no tsy milay e ???? sa rehefa tafiditra ao amle tokantrano de na milely aza tô tsy tafiditra mints???
tsika rehetr samy manan ny valiny sy izay ao antsainy fa ny ahy ngamb a de hoe hafa ny revy any ankafa . ary mis revy fatao an ankafa tsy fatao ao antokatrano . Kanefa raha tafaraka mpivady samy tia vetaveta mety misy revy matsiro be ao antokantrano