tsy resaka nofinofy an, fa hoe manaiky iny ny sipa roa dia bandy ray na koa hoe bandy roa dia sipa ray no amboarina! misy couple mahazaka an zany ve eto mada?
tsy resaka nofinofy an, fa hoe manaiky iny ny sipa roa dia bandy ray na koa hoe bandy roa dia sipa ray no amboarina! misy couple mahazaka an zany ve eto mada?
tena taraiky elah zany, sipa @zao tena tianio, za izao 28ans, efa navita niaraka @ sipa 2 na bandy 2, nanomboka za Terminal dia efa nahavita lesy zay a, hatr@zao mbola ao foana , sady tsy *******ina ireo fa sipa akama daholo na avy kaotina <adult, raha za elah dia mividy raha té anatanteraka lay nofy, courage elah <yes<tir
Tena misy ary ny hitako dia gasy mipetraka any ampita (2 H + 1F). Toy izao ilay tantara nisy mpivady gasy mipetraka any finda dia naka bandy avy taty Dago zareo hoe hanampy azy (hiasa zany) hiandry trano sy hikarakara trano satria ry zareo mandeha mission lava. Kay lasa ménage ŕ 3, samy niteraka t@ ilay ramatoa na ilay vadiny na ilay mpiasa (hita be @ endrik'ireo ankizy). Dia mbola miara-mipetraka ao izy 3, ary tena ménage ŕ 3 fa tsy hoe miafina akory. Izaho mantsy sendra tany dia tao amindry zareo nipetraka le temps d'un weekend. Efa fantatro mialoha io tantara io fa avy teo moa hita maso e. Fa ireo zaza tena hita hoe samy complice @ dadany avy (sipa ny 1 dia bandy ny 1). Fa ny tsy haiko dia hoe ahoana @ alina, iza no matory @ ilay ramatoa rehefa samy ao ry zalahy, sa izy 3 lol. Izy mivady avy aty @ Hauts plateaux fa ilay bandy nalainy niasa tany avy any @ province. Asa nisy antony manokana angaha sa efa ketrika.