image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 25
(Last modified: by Ra-Vay)

Hitantara kely ity tranga ity aho; Nisy fotoana aho niditra site de rencontre dia nifanena t@ vehivavy iray; samy manambady izahay fa dia niresaka tsara fotsiny tao, taty aoriana niova ny fifandraisana fa efa nifanome laharana finday dia nifampiantso ary nony farany nanapakevitra hiara misakafo atoandro; taorianan'io sakafo atoandro io dia nivaky tamiko izy fa tena tia ahy kanefa noho ny situation-nay dia hasiana limites ihany ny fiarahana; Nandeha ny fotoana dia raikitra fa haka chambre izahay 2 hisitrahanay fitiavana be ara-nofo mba tsy ho very maina fotsiny ilay fifampitoriana fitiavana t@ phone na t@ fihaonanay. Nony tonga tao, efa samy tao anaty baignoire, nanomboka hi-nono ny fivaviany aho no nolaviny ary tsy navelany mihitsy saingy navelany nisafosafo t@ tanako. Izy kosa anefa avy dia naka y filahiako ary ninono izany. Tsy mbola te hiady hevitra moa satria adiny 2 ny fetran'ny hofan'efitrano; niezaka nanontany azy aho taty aoriana fa tsy nety nilaza ny antony izy fa zavatra noteneniny fotsiny hoe na @ vadiny aza izy tsy tia atao an'izany.

Ho anareo vehivavy mety mitoyvy aminy, inona no mety antony tsy itiavanareo izany ?


Salama Ra Vay, ho ana, aza maika ny hangataka an'io aminy aloha raha tsy mbola vonona izy, fa mifalia alo enao fa omy anao ny finonoana ny anao, efa zava-dehibe iray io, satria sady fanehoana aminao hoe tiany ianao ary tsapany fa tianao koa ny hanaovany izany aminao, efa fepetra niray fa fifankatiavana izay, faharoa, aza maika ny hinononao ny azy satria mety misy antony io, tsy ho vetivety ny hahafantaranao io antony io fa raha ainao ny miaraka aminy tsara dia hisy fotoana ao aorianao hahafantaranao azy ka na manaiky ilay antony ianao ny tsy hitiavany hanaovana ny finonoana ny fivaviany na avelany amin'izay ianao hisantatra ny azy, fomba maro no mety ahafantarana ny antony fa marihako fa tsy ho vetivety mihintsy an, mila manana faharetana ianao, misy fomba firesaka miandalana sy mifandimby arakaraka ny fisehoan-javatra sy fohaonanareo no azo atao, ohatra vitsivitsy no omeko fa tsy voatery milahatra araka ny hilazako azy eto fa ianao no mahita ny iza no resahana mialoha na fotoana iresahana azy, oh1: fankasitrahana azy : cherie o, kilalaonao io de aza maika be milalao azy, ankafizo tsara fa anao io, sns... ; oh2 : rehefa milalao tanana ny anazy enao, malala o, mafana be ato izany, afaka asiako rora vely ve ? (raha mety izy de rora fotsiny no alefanao ao fa aza alefa any ny tareha aloha); oh3: cherie o, afaka mangataka aminao ve za ? (inona ozizy ? ) itanao, za olona tsotra be, de raha misy zavatra tianao resahana na atao rehefa miaraka tsika roa na misy zavatra manokana ho antsika roa de zaho tsy misy fadifady zany mihintsy fa ouverte be za, ary afaka mitana tanteraka ny tsiambaratelontsika roa za satria atsika roa ireny izany satria tiako enao ary enao tia ana, de tsy aiko hoe mety aminao ve izany? fa io farany io de hanome azy toky aminao ary possible ny hanekeny zavatra tsy ampiozinao tiany homena na ho anao na ho an'ny tenany koa aza. Mbola hitohy