loza aminatambo >>> tena mahatsikaiky ahy mihitsy kosa ilay filazanao azy kanefa dia tena mampieritreritra lalina tokoa.
loza aminatambo >>> tena mahatsikaiky ahy mihitsy kosa ilay filazanao azy kanefa dia tena mampieritreritra lalina tokoa.
Ny amiko manokana aloha de aleoko eviter_na ilay izy, lehilahy ilay miresaka, satria za efa nanandrana ka tsy misy resaka fitiavana ilay niarahako tamin'ilay sipa(mbola tsy nitory fitiavana taminy za na indray aza) fa resaka hoe sexfriends fotsiny kanefa tsy nahazaka ilay sipa fa lasa manisy sentiment foana.
Ny marina zany de zao e, rehefa tsy ando vola lisany zalahy de aza mitifitra sipa fatany fa mandrava tokatrano satria ny vehivavy , na elah mando vola, na elah manome ny sentiment anlah( izay tsy possible mihitsy )
Tena henjana b n mandalina n fiainana manambady eo anatrehan fankampanah,zaho koa mandinika f mis ftona tena mankaleo n ao antrano TD mtsikytsiky razoky f kieitin d'Ava,nad EF mbo nataonao tao Ian zay mety taminy,TS hay oe EF voky avy an ivelan marina v d ao antrano mapme sisa,d tena l'ASA l zaza sida n iraisana amzay ftona zay satri nany sainao koa aza TS te hiertrertr azy tsoun f rombotr lava une fois enao mahazo tsiky tsar avy any ivelany d EF porte ouverte Joan vevavy io zay,le izy otrn oe miankina am fitoundran bandy nbol ao antrano n mahatounga n fampirafesana,n vevavy tsapako f tena mila tambitamby matetika satri EF mafy n atak lava mahazo,f n vola kou etsy an danini tena fankam panah TS roa aman tany nany lahy nany vavy,,,, , asa reh inona n tena hanambadin rah zany rehetr zan no iainanan tsirairay