image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 3

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2019.

Mba saika hanontany nge azafady raha misy mahalala ny momba ity resaka mère porteuse sy don d'ovocyte eto amin-tsika ity e. Toy izao mantsy ny zavatra hitako tao amin'ny forum/sujet FIV Rakotobe moov.mg :

05/10/2018 11:55 #14
Par : Kanto! bjr !! za ra tena te ahazo resultat dia ao amn DR Jea
bjr!! ao amini DR Jean Noel mandeh raha te ahazo resultat mahapo!! efa nanao donneuse dovule sy mere porteuse tao ah (FIV) fa reussi daholo!! tsisy atahorana sady mahazoo traitement tsra! voaramaso tsara ny fahasalamana Izy no nanao FIV voalohany teto Madagascar!! tonga dia manantona ny clinic mere enfant tamatave


Angaha moa azo atao eto amin-tsika ny GPA ?? raha ny fahalalako azy dia tsy mbola azo atao eto izany. Raha misy afaka manome fanazavana fanampiny dia mba omeo azafady sao mba mahasoa. Misaotra mialoha.


16/01/2019 11:13 #1
Par : Anonyme
Mandehana eny am centre de fertilité de madagascar eto antananarivo, ambohimanoro! ao manadihady ! mety hanome fahafaham-po anao ry zareo

Manao ahoana Anonyme, Cefermad ve no tinao ho lazaina ?


Manao ahoana Anonyme, Cefermad ve no tinao ho lazaina ?


Bjr,
Mety mahazo ******* an'i Dr Jean Noel ?


Bonjour,
Efa nisy fotoana ah nanampy anareo tato dia nisy ireo anadefa *****, tao ireo voavaly tao ireo tsy voavaly izay ialana tsiny indrindra. Mitondra zavatra hafa afaka anampiana sy antenaiko fa hitondra soa ho anareo.
Parmi tout ce qu’on peut trouver sur internet par rapport à ce sujet, il y a un Programme de Yoga Thérapeutique qui rééquilibre les hormones et qui permet réellement de booster votre fertilité naturellement. Si vous aimeriez en profiter, je vous invite à me laisser un message sur cette adresse kantorakotoniaina6292@
***** . com (enlevez les espaces dans l’adresse ^^)
Mirary soa indrindra.