image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 3

Bonjour daholo ,

Mitady toro hevitra, fifampizarana ho an'ireo izay efa niaina situation toy izao .

En separation de corps ny tenako sy ny vadiko ( vhv ilay manoratra ) , tsy idirako ny details sy ny antony
nisarahana!!!

mipetraka am ray aman dreny za sy ny zaza ( petite fille de 4ans ) , efa ho presque 2ans izay .Ilay vadiko mipetraka ao am ray aman dreniny ko, zay kou mu tam mbola niaraka tsara tsy mbola nanana trano fa nivezivezy tam ray aman dreny reo no mipetraka

1fois toutes les semaines ou 1fois tous les quizaines ( samedi , dia mody dimanche ariva ) ilay zanako no alainy ilay dadany , ary tena sahirana fona za isakiny mody aty amiko ilay zaza satria tena mitomany tena mitomany be , ela b vo mangina fa hoe ho any @dadany izy hono .

misy miteny hoe , tokony rehefa lehibe izy vo miaraka am dadany zany , misy miteny oe toutes les 2semaines ihany ,...

tsy aiko izay tena mety , za mahatsapa hoe mila relation ny ray sy ny zananka ,dia izay weekend une fois par semaines zay no ataoko , kanefa tsapako hoe mijaly ilay zaza, lasa marary fo ..

Ny hiverina @ilay vadiko ko anefa tena tsy vitako , tena rehefa tsy mety izay dia tsy mety !!! nefa ilay zaza mila ny Rainy ...Inona ny solution nataonareo izay efa niaina tranga javatra toy izany

Merci


Alamino tsara ny fandaharam-potoana fiarahan'ny zaza am rainy d ts mis olana io e!