Za efa sendran'ny bandy toy izany , fa efa nampiomana ahy ny reniny ,3herinandro teo izy nilamindamina satria vao voalohany , fa nony tena hoe nifandray matetika izahay taorian'io 1 volana io , fa na fomba fiteny na fihetsika na fomba fijery zavatra , fa tonga dia nialako mora 2: tezitra tamin'ny dadany izy dia ny vilany nisy laoka no natsipiny tamin'ny tany ,sady miteny ratsy tsisy ohatr'izany very daholo ny sakafo , notenenin'ilay anabaviny izy fa tsy mety ny nataony , fa nokapohiny tamin'ny kifafa ilay latabatra dia nipitika daholo ny teo amboniny , tena nisavoritaka mihintsy !!!.Eo imason'ny rehetra izany an !! Nony efa calme izy ny ampitson'iny dia noteneniko azy fa tsy mety ny nataony , tonga dia nivazavaza be !!!! loza ity hoy aho fa nilaozako! tonga tany amiko nifona , dia nojereko anefa tena ohatry ny olona grave be izany an ,aiza ve dia eny amin'ny arabe , mitondra fiara ianao dia misy olona mangataka lalana hi -dépasse , dia tsy nomeny kanefa izy mandeha mora , fa nitsahiny ny accélérateur ,nampidiriny ny vitesse fa tsy nomeny mihintsy ilay olona fa rallye ity !!! teny amin'ny dique vao nijanona , eo amin'ilay lalana mankeny Ambohitrimanjaka iny , teny izy no nanao demi-tour , kanefa izahay avy any Tsimbazaza , tena lasa adala ity hoy aho !! lava be ny tantara nataony fa nialako fa tsy izaho mihintsy no ho lany andro amin'izany bandy izany !! sady mety mahavita mamono olona no mamono ahy koa !! Non !sady ny bandy rehefa sahy miteny ratsy eo imaso izany dia olona tsy hanaja anao izy izay e!!