image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Misy olona manana toetra samy hafa , fa rehefa eo @'misy ilay tranaga dia miova tanteraka ny toetrany sy ny fisainany sns .... tsy ilay olona fantatrao teo aloha intsony ....MISY TENY FILAZANA AN'io mihintsy .Aleo mitandrina raha efa nisy nilaza taminao , tsy vohafehiny mantsy io rehefa tena mitranga , na ny vokany aza tsy azony raha tsy efa vita izay nataony , izany hoe rehefa miverina @'ny ilay toetra anakiray izy .


Hoy ny vazaha "chassez le naturel et il revient au galop". Toetra efa raikitapisaka aminy izany noho ny fitaizana nomena azy. Asa? Mety izany koa ny toetran'ny zanany? Dia miverina io rehefa ao antokantrano. Amin'ny voalohany mety voafehiny ihany io, fa au moindre problčme dia tsy maintsy hiseho. ary mandeha crescendo io (mia-mafy izany). Koa dia ny mbola tsy tafiditra dia aza miditra, na dieny izao dia asaivo manaraka cours na self contrôle sns ireny izy mba ahaizany icontrôler-na ny excčs de colčre-ny.


Quelque part anie i very efa mahatsinjo sy mahatsapa hoe capable zava-doza io sipany io e!Aza mety hasiana zioga tsy antonona retsy e.Aza mety hasiana zioga tsy antonona anao hikambanana amin'izany be teny ratsy @ reniny sy anabaviny izanyaza mandainga @ tenanao fa diniho ny ho fiainanao atsy ho atsy rehefa hisy zaza ka ray misy toetra be toy izany no iarahana mandrakizay


Very//ry lova rav ,sy ilay tsy tian-dreniny etsy @ ilay sujet 1 atsy, no hometsika vadin'nizany hanaovany azy tsara ao,mifampitana ao ry zareo sa mpanalika andreniny


tena marina: PSY taiza no nianaranao ho psy?fa ny vaza faran'ny mahay aza mbola mila ny patient(e)ho hitany maso eo, sy analyse maro˛ vao afaka miteny olona iray hoe marary saina ka enao no iza?sa ny tsy fahaizana mihaina no tsy voafehy ? mivoaka ny côté ratsy taiza ,enao ihany ilay pseudo dondrona io mazava hoazy Very: Aza miaraka @ olona hoatr'izany fa vao hitanao ireo dia tadidio fa indice milaza fa olona ratsy toetra io,ny RAD nahitany masoandro aza tsy hajainy sy sahiny atao an'izany ko;enao indray ve ? ireny no hitarafana ny maha ratsy taiza azy