image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Aza mba manambady mpanao gazety? NA LAHY IO NA VAVY fa dia tena tsisy fiainan-tokatrano sy fiainam-pitiavana vanona mihitsy.


Ka inona leitsy izany no azo vadiana a ,ny ahy mantsy ny vadiko mpitsara ,dia isaky ny hisexa dia tsy maintsy manao fianianana foana ,tsy hanao aman olon kafa aho fa aminao irery hatrany ary dia ianao irery ihany .Dia indraindray koa ,elah efa mahazo filing tsara iny ,dia tonga dia mitserona izy hoe misintona aloha isika .Miverina indray avy eo ny rs ,efa akaiky ho tonga ny fika ,miteny mafy izy hoe mijanona ary mihemotra ny raharaha ,sady lasa izy .


Ho an'ilay avocat indray , marary ny an-dohany fa tena meloka mihintsy ilay olona narovany, ary mety idoboka mihintsy , miasa be ny lohany , eo am-panaovana anaty fandriana ity izy , "esory aloha fa aleo atao matevina matotra tsara ny fiarovana anao fa tsy mi-tire mihintsy io raha izao zava-mitranga izao !!!!!!" Dia malemy mibarareoka ny iray hoe asiana kapôty ahoana aza, kanefa efa tafiditra .Hay moa ny sainy ary amin'ilay olona MD anaty prison ary !!!


Ka ilay fiainan-tokatrano @ ankapobeny mihitsy no tiako horesahana, alim-be foana vao mody na andro inona na andro inona.rehefa manao mission moa tsy lazina intsony. Tsisy lerany intsony ny fiainan tokatrano fa dia any "ampiasana" foana. Tena mankaleo beuuu !


Bilagy vao maraina ity lé, ha ha ha, toran'ny hehy zah @ilay resaka mpitsara !!!! <MDR


hahaha, tapaka ny tsinaiko amle mpitsara sy avocat. Raharaha marina anie reto ty asa ty. Ny ahy ndray mpandeha mission lava, mbola tsy vady fa ohatrany tsy te hanambady azy ndray za fa tena atao ihany ny hatoky fa tena presque mandavantaona izy tsy ho eo 2 ŕ 3 fois par mois izy no mandalo tanŕ, za mipetraka tanŕ, izy mandeha voyage lava zao ny asany ka tena mila mieritreritra kely raha zakako ilay oe izy tsy ho eo lava ary koa ny saina mety tsy handry oe tena tsy mampirafy mihitsy ve izy mandeha ty.


ary any ivelany dia saika vhv mpanao gazety no vadin'ny ireny mpanao politika na mpitondra ireny.inona angaha no antony?JFK, DSK,....


ary raha samy mpanao gazety dia aôna?


glad > Dia vao mainka loza satria lasa avo roa heny ny olana. Samy any ampihazana vaovao sy milaza vaovao @ media daholo izy roa dia bordel tanteraka ny tokatrano.Tsisy mpanafa trano, tsisy mpitaiza ny zaza, sakafo tsy zarizary.lasa samy manana ny "vadiny" any ampiasany any satria lasa any no tokatrano.


zahay manana havana nanambady journaliste fa zao nisaraka fa tsy nahazaka le sipa. alim-pody fona le bandy sady ngamba nampirafy koa. nefa lery hoe malaza sns satria journaliste am télé de be mpahalala de zay mintsy no nahataratara anle sipa taminy. avy eo nibabababa erak'i fesiboky nony rava