image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Aza mba manambady mpanao gazety? NA LAHY IO NA VAVY fa dia tena tsisy fiainan-tokatrano sy fiainam-pitiavana vanona mihitsy.


amiko manokana rehefa hanorina tokatrano izany dia tokony mandinika tsara ny situation rehetra, ny asan'ny tena indrindra. fa raha izaho mihitsy no mpanao gazety zany aleoko tsy manambady, tsy miteraka,...te hiteraka nefa tsy hahavita hitaiza, izany ve dia mba Renyte hanana vady nefa hilaozana, inona ny dikan'zany?te hanana tokatrano (trano mitokana) nefa tsisy mpikarakara!amiko fitiavan-tena fotsiny no betsaka ho an'ny mpivady raha samy handao tokantrano noho ny asa, sa ve henatra eo @ fiarahamonina sao ho anti-dahy na anti-bavy tsy niteraka??? ny karazana asa toy ny (Hôtesse, steward, journaliste, ny chauffeur pi-long,...ny missionnaire lava,..) mijanona célibat, ary aleo tsy misy fa aza miditra @ reny fa mitady raharaha!