image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

@mitsaoka: otrany hevitra mety ty anao ty, manorina club secret hifampizarana ny ratra dia mety ho adino mendalana eny ngamba le izy.


ilay trahison no marary. ianao nahatoky, nitia sy nino no nofitahina. marary io, ary arakarak'ilay fahatokisana, fitiavana sy finona ny alalin'ilay blessure refa voampirafy ianao.


Ny ego an'ny olona no voadona no mahatonga ny fampirafesana maharary. Ny "fo" nitia eo ihany. Fa ilay ego mahatsiaro noheverina ho tsisy vidiny natao tsinontsinona, mahatsiaro hoe ratsy noho ilay any ivelany izany, na vendrana tsy haharaka ny lainga etc. Ireny rehetra ireny no maharary.Na rehefa mifona aza ilay nampirafy dia matetika ny "fo" mitia mora resena lahatra (mahatonga ny olona hoe tiako izy na nampirafy aza), fa ilay ego naratra tsy mora sitrana. Tsy "matoky" ilay vadiny intsony ny olona voadona satria tsy matoky ny tenany intsony izy rehefa natao tsinontsinona.


@ ny ego: tena io voalazanao io mintsy no fijeriko azy. Ny fo tia adala ka mahay mandefitra fa ilay saina mampahatsiaro ny fahafaham_baraka teo @ fiarah-monina no miverimberina manindrona. Matetika mantsy dia manaratsy ilay vady ao an-trano ramose na mada


Mix ny ego <<<< marina fa ilay hoe fay no maha rava an'ilay fiarahana raha nisy fifampirafesana, mataotra sao voa fanindroany satry ny tanana zatra mitsotra tsy afaka mivokona intsony, ka ny aleho mijanona sao ny aina no manaraka.


Ny fampirafisana dia misy karazany, ary tsy tena mitovy lotra izy rehetra, misy resaka sex, mety mandalo , mety maharitra, dia misy kosa tena manorina fitiavana any ivelany, fa @ ny olona voafitaka dia mitovy ireo @ ankapobeny, misy ihany anefa ny vhv no somary milefitra @ vady manao mission ohatra, mipeka any ivelany , sex fa tsy tena fampirafisana lotra no andraisany azy , fa ŕ ankapobeny ny fandraisan ny voafitaka ny fampirafisana dia tsy tiana izy , ilay olona noheveriny ho tia azy izany, eo vao hitany hoe tsy tia azy raha ny tena marina, maharary mazava ho azy ny voafitaka


ny tena marary amin'léizy ?- ny lohany.


zaraiko 2 ny tantarako :Taloha : t@ mbola nisipa taminy dia tena amoureux be, tsy te hifandao ny hariva, etc... tsy hay izay nitranga fa nisarahany aho, tena nitonantonana mihitsy nitsikilo izay nataony, manara-maso lavitra izay moindre mouvement sady possible mihitsy ilay mitsikilo avy lavitra ny vavahadiny. Nisy fotoana nandeha hatrany @ faritany mihitsy nanaraka azy satria tazako nandalo t@ fiara teo akaikinay en famille avec bagages izy dia azoko antsaina hoe handeha hanao vacances dia iny koa aho no nanainga ny harivan'iny ihany naka taxi brousse. Tonga tany @ faritany za tsy afaka nivezivezy fa teo @ centre ville ihany, bisikileta no mba andehanana, ny azy moa angamba tany @ toerana touristique ivelany angamba fa tsy nifanena akory izahay. Tena narary ny foko... ny investigation nataoko aloha dia (angamba) tsy nisy olona niaraka taminy fa tsy hay izay nisarahany tamiko, mety hoe nisy hafa nantenainy saingy tsy tanteraka satria niverina niaraka ihany izahay afaka 3 volana taorianan'izay. dia lasa ny saiko hoe natao filan-dratsimahita ve za ?Ny tena nandratra ahy teo dia tsy nisy explication ny antony nisarahanay, noho izaho ve ? fisian'olon-kafa ve ? sa inona ? Ankehitriny : Tsy nanontany ny tany aloha aho fa nionona t@ hoe niverina niaraka indray izahay dia nieritreritra hibanjina ny ho avy. NIverina niaraka, nivady mihitsy, niteraka ary efa taona maro taorianan'ny nahaterahan'ny zanakay faharoa no niova fijery aho, nijery anareo teto @ moov, nijery ny fiainana manodidina, nanana namana nisara-panambadiana sns.... Ity namako iray nisara-panambadiana ity no nanokatra ny masoko niteny hoe aminy hono tsy ilay tokantrano rava no tena olana na ilay fitiavana diso fiantefa fa ilay adaptation @ fiainana vaovao ary io matetika no maha-mora resy ny olona misara-panambadiana. Raha tianao iny olona iny, na tsi tia anao intsony aza izy dia mila miezaka ianao hizatra hiaina tsy misy azy intsony, tsy manafoana ny fitiavanao azy izany fa ianao no miezaka hisatra tsy misy azy intsony na mbola hiverina hiaraka @ olon-kafa ianao na hijanona seule. Izy moa nisafidy hiaina seule na dia niteraka t@ olona hafa manambady koa aza izy taorianan'ny divorce-ny ary niezaka hamelona irery ny zanany mianadahy samy hafa ray. Nisy fotoana ary aho nampirafy, juste pour le sexe fa tsy hoe tena nifankatia t@ vehivavy hafa akory satria vehivavy manambady vitsivitsy koa no niarahako. Olona tsy manana olana ara-tokantrano fa nitovy fijery tamiko, te-hiala @ monotonie. vao mainka nisokatra ny masoko nahita ny fiainan'izy ireo, te-hanontany azy aho hoe inona no mahatonga anao hampirafy saingy tsy tena sahy satria sao hahazo morale hoe bandy mampirafy nefa be questions.nisy fotoana ary dia mba niresadresaka an'izany resaka fampirafesana izany t@ vadiko aho, ny mpiara-mpiasa aminy moa dia mero no malaza be @ io na directeur na mpiasa tsotra, misy samy ao am-piasana, misy manao sipa any ivelany de ny namana ao am-piasana no atao fialana any antrano hoe miaraka aminy. Notsapaiko ny hevitr'ilay vadiko dia hoy fotsiny izy hoe tena gaga be hono izy fa olona tsy ampoiziny sady n******* be nefa tompon'ny fampirafesana be ary tena discrčte be. Misy tratran'ny coup de foudre, misy nitsapa rano dia roboka avy eo, etc...Avy dia notsoriko taminy hoe raha sanatria enao ka sendra an'izany dia izao no fangatahako : miarova tena ary aza mandrava ny efa natsangana, ireo ihany satria ny fahasal******* sy ny ahy ary ny honneur du couple no mahasaro-piaro ahy. herintaona taorianan'io izy dia fantatro fa tafiditra tao anaty fampirafesana koa. lehilahy manambady, mifandray asa fa tsy mpiara-miasa ary tena discret be koa rizareo. Izy ihany no nivaky izany tamiko noho ilay resaka efa nifanaovanay. Taitra kely ihany ny foko ary nisy fanontaniana be dia be nibosesika tao an-dohako hoe fa inona no antony ? noho izaho ve ? Misy tsy ampy ve avy aty amiko ? tsy tia ahy itsony ve ? Ny valinteny azoko taminy t@ ireo dia izao : sendra ny nahay nandokadoka izy dia roboka koa, ny fitiavany ahy mbola teo tokoa ary izany aza no antony nibabohany tamiko hoe tafiditra tao koa izy fa saingy efa nisaraka afaka volana vitsy˛ (6 mois teo)tena marina ilay hoe tsy misy tokantrano feno fa rehefa tonga ny fakampanahy ka any ilay kely tsy ampy dia possible lasa any foana fa ny tena important tamiko dia mbola tao hatrany ny fitiavany sy ny fatahorany ahy. Izaho moa tsy naka lagy fa dia mbola complices be hatranyizahay hatr@ izao, izany resaka fampirafesana izany indray aza no objet fi-pimenter-nay ny intimité anay rehefa mihetsika ny andronay. rehefa miady dia tsy mampiditra an'io resaka fampirafesana io akory satria tsy fandoto iray no hamotehana ny zavatra natsangana nandritra ny 23 taona


Tsy zavatra iray no tsy zaka fa zavatra be dia be vokatry ny fampirafesina fa raha ho fintinina dia izaoLe famitahana mintsy no mamela ratra ela fery e.Tena nifankatia tokoa, nifanome toky hoe raha misy tsy mety dia aleo resahina fa tsy mifamitaka, Niara nanangona, niara niafy ,ary tena hoe principe dia hoe mila honnete @ fiainana. Nefa toa tsatoka antsy avy aty aoriana no setriny.Tsisy fanajana intsony.Lany fotoana fotsinyFa tena marary fa hita hoe manody koa aloha an.Aza mba manao ratsy @ olona nanao soa anao


Marina ny anao ry mararyb Mahakivy b le fiainana