image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

@mitsaoka: otrany hevitra mety ty anao ty, manorina club secret hifampizarana ny ratra dia mety ho adino mendalana eny ngamba le izy.


ny tena tsy zakako dia ilay mandefitra izany hoe nampirafesina dia ilay voatery (nisafidy) nijanona noho ny antony maro antony maro samihafa : zaza, tsy fahavitana tena, mbola tia, menatra ny vavan'olona hoe hisaraka, na hoe matahotra ho irery etc nefa tena mifanipaka @ soatoavina ny fiainanao sy ny maha olombelona anao mintsy le hoe mampirafy.Dia isaky ny mijery fitaratra inao dia ianao no menatra satria tu t'es trahi a toi meme et tes valeurs.tsy haiko izay nahatsapa anio fa io no tena marary indrindra ahy izao.ny ambiny voalaza etsy ambony moa dia efa manginy fotsiny


Ny tena loza dia rehefa ilay tratran'ny aman-taonany nefa tena tsy nanana ahiahy mihintsy. Mandritra izay fotoana izay anefa dia mihamifanatotra koa ny roa any ivelany ka mahatonga ilay rafy tena vonon-kanafika ny ao an-trano fa tapa-kevitra ny ho tompon-toerana. Mbola mety ho efa nisy zaza aza tsy ferana...Mbola miampy ny henatra noho ny fanaratsian'ireto mafy ny te-hahazo ny vady tsy manan-tsiny any an-tranony. Fa nahoana moa raha mi-frappe na mi-charme au max haharaikitra ny amour vaovao fa tsy manaratsy na manoso-potaka ny sasany? (tsy mahay mirevy hono, antitra be hono, matavy hono,...).Izany daholo no mety marary koa an!


Ny ahy aloha tena nisarahako e, zao za miaraka amin'ny olona tena tia ahy..., efa tsy anjara eee


raha izaho manokana ,ny tena marary am olona iray izay tratrany fampirafesana dia ny henatr olona,indrindra raha toa ka efa nisy fiaretana maro tao ,ohatra niaritra ny fiainana rehetra nitranga tao raha ohatra ka efa mpivady; menatra hoe hay ty za niaritra ny mafy ity tsy tena notiavina ,manontany tena hoe hitan olona ve zany izy hoe tia iny iray iny?menatra ilay vady nampirafy ihany koa,satria mahatsapa hoe misy zavatra tsy tian ity zany aty amiko,io henatra io amiko no marary aminy olona nampirafesina marary ihany koa ny saina miheritreritra hoe tsara noho izaho izany ilay olona na mahay zavatra noho izaho,ary ny tena tsy zaka dia ny miheritreritra hoe nataon'ialy olontina tamle rafy daholo izany izao na ny callin na ny tenim pitiavana na ny fietsika fanaony taminao eny mety nataony tsra noho ny nataony taminao aza,na nampirafy juste pour sex na nampirafy fotsiny tsotra izao dia tsy maintsy maneo fihetsika fitiavana an ilay olona iarahana noho izany mankarary saina,ny mandinika izanyary faranay izay tsy azo atao ho faranay fa tena marary voalohany dia ny fo ,ilay fo nitempo fitiavana natoky ntanteraka fa tena tina no voahosihosy sy voaratra ny fanafodiny tsy miezaka mitady solony fa maka saina kely mihintsy aloha dia mandin i tena ,mifampiresak ,tohizana rah mboal afaka tohizana arakizay valintenin ilay nampirafy,dai miavvaka avy eo mba ahita ny tena tia sy tena tiavina na tsy matoky be instony fa asiana ny lalŕna mifehy mba tsy hiverenan izany intsony


Ilay fitaka sy lainga no tena mankarary ahy, tsy afaka hahatoky ilay olona intsony nefa mbola hiaraka eny foana.SAFIDY 1>>> Tena hitako mety ilay hevitrao hoe misafidy iray kanefa ny olana kely dia sarotra be ny miverina mahatoky. Ilay olona fantatrao fa mbola mifanerasera be foana dia miteny aminao aza izy hoe tsy miaraka intsony izahay, tsy misy porofo mivaingana. Te hiteny aho hoe ataony fantatra foana izay ataony sy izay misy azy, indraindray tsy ampoiziny iny takiana aminy hoe ao jereko hoe ny messagenao raha tsisy zavatra afenina dia tokony tsisy antony andavana. Tsy atao hoe isan'andro fa izy manadinodino iny dia tairina tampoka hoe ento aty jereko ny FB, ny téléphone sns. Tsy misy zavatra hafahafa moa dia mba mandry ny saina.Raha ny tena tiako izao dia tena mifindra monina lavitra be any, lavitra io vehivavy io, manorina fiainana vaovao.


Ohatrany hoe tantaram-piainako ilay fampirafesana, lâche aho angamba fa mbola miaritra ihany hatreto.Ny tena tsy zakako dia ilay miaina en permanence ao anaty doute.Tamin'ny voalohany aloha fantatro hoe mampirafy izy, izany hoe ohatrany ditra ilay izy no tena marina fa tsy miaraka amin'ny olona maharitra izy fa un mois na deux mois dia miovaova. Alors on se dit hoe vaut mieux ça toy izay olona iray mitovy foana satria tsy fitiavana izany fa ditra e. Nandeha teny ny fotoana dia hitako niova ilay vadiko, ny toetra, ny fomba ny goűt sns. miara-miaina ela moa dia mora fantatra vao misy zavatra miova, dia somary curieuse aho hoe inona no antony. Sendrasendra no nahitako azy (aza be morale eo izay miteny hoe misavasava sns fa ny sasany aza mampirafy ohatrany hoe normal be, fantatro fa tsy nety fa nataoko ihany). Sendrasendra ary hitako fa nisy olona niaraka taminy efa plus d'un an izy tamin'izay fotoana izay. Curieuse be aho moa dia nojereko hoe ohatrany ahoana ilay olona, qu'est-ce qu'elle avait de plus que moi mahatamana ny ramose vadiko. Mitovy amin'io SAFIDY 1 io ny eritreritro, tiako ho fantatra hoe tsara noho izaho ve sns. Ny hatsarana aloha samy manana azy fa tena tsy haiko mihitsy ny antony hiarahany amin'ny vadiko. Izy aloha tsy ratsy sarotra ny mandainga ary olona azo lazaina hoe mahay, *******tivée ny fomba firesany ary ohatrany agréable izany ny miresaka aminy (raha ny zavatra resahan'ireo) manana toerana ambony ihany koa izy raha asa no resahana ary hitako fa manampy be ny vadiko amin'ny asa ary tena nandroso ny vadiko tamin'ny niaraka taminy. Fa maninona iza no miaraka amin'ny vadiko nefa maro ny bandy sura aho fa te hiaraka aminy, izay no tsy fantatro.Teo vao mainka narary ny lohako satria tsy hitako izay atao hampitombo ny estime-ko amin'ny vadiko, manao manjamanja aho. Ny vadiko tsy hoe tsy miraharaha ahy, au contraire. Dia miezaka manana mentalité tsy maka lagy aho hoe vaut mieux olona ohatr'izay toy izay misolosolo mety hitondra aretina sady nanana fahatokiana aho hoe rehefa ela ny ela tsy maintsy miverina amiko toy ny fanaony izy, ny any ambadika mandalo fa izaho foana no maharitra. Efa ho dimy taona izay mbola miaraka foana izy ireo. Hafa indray no andefasako ny eritreritro, tant que miarakaraka eny fotsiny tsy misy zaza dia tsy haka lagy aho. Ilay miteraka aminy no fetra farany azoko leferina.


Miarahaba,AZA MAKA LAGY >>> Tena tolérante loatra ianao na tsy maka lagy aza, mampanota olona ilay fihetsikao satria izy koa mety hiteny hoe ianao ary mahafantatra nefa tsy mi-réagir akory; na koa hoe ianao koa angamba manao matoa mahatanty. Hevitro aloha izay. Raha tianao ilay olona dia ataonao izay hijanonany @ io zava-dratsy ataony io.


@lainga: grave koa ny anao hoe lasa misy contrôle inopinée zany! eny e, manifestation-n'ny fahatokisana tsy miverina @ laoniny izany.Tandremo anefa fa mety hankaleo azy izany ny farany, sady Compte FB, téléphone zany ange ry zareo mora anamboarana double


tena io tenin'i SAFIDY1 io no zavatra tsapako...tsy mbola nahita mivantana anefa dia mbola manaiky hatrany ny langolango, tsy sahy manao vali-faty koa satria tena tsy vaha-olana izanyasa hoe hanao ahoana rehefa tena ahita mivantana, izay tena tsy iriko. mivavaka isanandro mba ho vady tokam-po, tsy ampirafy izy.