image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

@mitsaoka: otrany hevitra mety ty anao ty, manorina club secret hifampizarana ny ratra dia mety ho adino mendalana eny ngamba le izy.


Ny hena lanin'ny saka leoko ihany fa ny fidigin'ny rambony no tsy zakako ( marary be)


pardonner fa indrindra OUBLIER. Ilay tsatokan'antsy avy aty aorina , ianao nahatoky.


@LOZA:tena ilay tsy fanadinoana koa mety ho marary tokoa... Ny teny mamy lazainy anao, efa nomeny koa ny ankilany, ny revy manja fanaon'ny mpifankatia iarahanareo lasa manimba saina hoe efa tany koa... sns... aretina misoko mangina.


@Mix: Ndao hifindra monina isika e. Mety ho lefy kokoa ny aretina misoko mangina araka ny lazainao raha ohatra ka mipetraka any amin'ny tany hafa any manorina fonenana vaovao. Ny ahy izao izany no nofinofiko. Amidiko daholo ny fanananay rehetra dia mividy


@mitsaoka: otrany hevitra mety ty anao ty, manorina club secret hifampizarana ny ratra dia mety ho adino mendalana eny ngamba le izy.


Mety mi-existe ve plateforme en ligne, tsy facebook fa mba tsara raha mi-garder anonymat isika. Andraso jereko dia zaraiko aminareo eto raha mahita aho na zarao raha mahita ianareo.


Serasera.org plate-forme an'ny malagasy dia mila misoratra anarana ihany koa. Afaka atao pseudo fotsiny fa tsy asiana sary.Aleo ampiakarina ny an'ny malagasy namantsika. Tsy mifankalala @ tompon'io plate forme io aho fa manana pseudo ao fotsiny ka hitako hoe mila hoandrianina koa ny antsika fa i FB manko efa namoaka info perso bdb loatra