image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

vhv aloha le mamaly e.efa fambara ratsy zan fahitana ny point negatif zan.sady izao sahady v dia efa miady lava?d ahoana zany rhf any antokantrano?raha amiko manokana aloha dia mandeha ho azy io e.na hoan'ny lahy zan na hoan'ny vavy.fa raha mila signe ianao dia vavaka atao bdb.mangataha famantarana @Andriamanitra dia ho hitanao eo e.zany no nataoko t@vadiko dia tanteraka ny raharahanay,ary tena mandaitra io an!izy irery iany no mahalala ny anjaranao sy ny sahaza hoanao.raha ohatra ka efa nampiasa an'io conseil io ianao kanefa tsy misy valiny mihitsy dia tsy anjaranao izay io olotianao io.merci


Salama! Tsotra ny valiny, tereo mafimafy, ampirafeso, ampitahory hoe ndao hisaraka raha vao mifamaly ianareo. Raha manaiky sy miaritra... faka vady izy izay, fa raha mamaly sy be mokondoha iala dia mitadiava hafa


vehivavy no mamaly2taona izany tsy ampy hanapahankevitra hoe hivady na tsia,indrindra raha samy tanora tsy misy signe ety ivelany fa matetika ny décision raisin'ny lehilahy dia miankina amin'ny toetra na mentalité mifanaraka aminy Misy lehilahy tsy tia komandiana vehivavy dia milaza hoe négative be ilay vehivavymisy lehilahy tia vehivavy manana caractčre dia milaza hoe mifanaraka aminy ilay vehivavymisy lehilahy te hanambany ilay vehivavy ka raha sendra vehivavy azony dominer-na dia tsy misalasala fa mety aminyiza amin'ireo ny vehivavy mifanaraka aminao? rehefa tsy tinao ny toetran'ilay olona hiarahanao dia midika koa fa tsy vonona hanambady azy enao ka aleo misaraka fa mety olonkafa no sahaza nareo tsirairay avy


Aza misalasala mivavaka dia mangataka amin'ny Tompo raha tena izy no izy sa tsia. Ny fampianarana azonay koa dia hoe "raha mampanakaiky anao an'Andriamanitra ilay olona dia izy izay fa raha mampanalavitra anao an'Andriamanitra dia tsy izy".


Za mifamerina ihny no lasa vady


Raha vao avy t@ olonakafa ny hevitra hanatosahanao hoe ito no mendrika ahy dia miomana fa hijaly ianao.


vehivavy no manoratra fa tena mitovy tanteraka ny cas-antsika!izahay koa miady lava, efa ho 2 taona niarahana. ny tena moa 25 taona dia efa tokony hi se poser amin'zay nefa ilay olona miaraka amiko toa mampisalasala ahy, ny toetra ratsiny no tena mibahana be ato antsaiko. Normalement, raha tena fitiavana, tokony tsy atao mampiemotra zany nefa ny saiko mihitsy no tsy mety... amiko ra anjara zany tsy tokony mametram-panontaniana akory fa tokony tonga dia fantatra sa hoe ahoana?


Rehefa anjara ny fanambadiana dia tsy misy signe fa tonga dia hoe izy no lasa vadinaoInona ilay hoe mendrika sy tsy mendrika? vady ratsy fanahy ve sa vady mampirafy sa vady tsy mamelona sa vady ratsy tarehy sa vady kilemaina ny tsy mendrika indrindra?Misy olona manafina toetra satria te ho lasa vadin'ilay olona niriany ohatra dia asehony daholo ny toetra tsara rehetra mi existe eto ambonin'ny tany ka rehefa tafiditra ao ilay vady vao mahita ny tena toetraKa hoy aho hoe fanambadiana dia anjara sy lahatra arakan'ny teninao, misy ihany ny hoe mifidy izay tinao enao amin'ny voalohany, dia lasa mifanaraka ho azy eo nareo dia lasa nifankatia ho azy eo koa, izay ny anajra, dia izy no lasa vadinaoMisy anie mpisipa tsy mivady aty aoriana eh, satria tsy anjara na niaraka amantaona maro azadia io safidinao io no anjaranao matoa nareo nivady


Tokony tsy mipetraka akory ilay fanontaniana raha tena io marina ilay mendrika ho vadinao


te hanontany>> Raha tinao izy ary tsapanao koa fa tena tia anao izy dia azo alaina vady tsara. Aoana no ahafantarana fa tia anao izy?-Ny fitiavana dia tolerance ny defaut (personne n'est parfaite)-Tsy misy interet ny niarahany taminao t@ izy nokotinao fa t@ maha enao anao.( exemple: tsara asa na manambola enao, na manambola, na manana voninahitra ny fianakavianao...etc) .Valable aminao koa io.Ny interet niarahany taminao (Na ny niarahanao taminy) mantsy mety miala fa ny fitiavana mitoetra foana.@ zao fotoana izao mantsy dia betsaka ny mivady par interet hany ka fahoriana no iainana ao antokantrano rehfa ela ny ela ka misaraka no hiafarany.Farany, *******ture mitovitovy koa dia tsara vadiana fa anisan'ny tsy mampifanaraka ny mpivady koa io any aoriana. (Ohatra ny tel-nao orange nefa ny azy telma...lol) d efa ampiady izay. Azonao angamba no tiako ambara