image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

vhv aloha le mamaly e.efa fambara ratsy zan fahitana ny point negatif zan.sady izao sahady v dia efa miady lava?d ahoana zany rhf any antokantrano?raha amiko manokana aloha dia mandeha ho azy io e.na hoan'ny lahy zan na hoan'ny vavy.fa raha mila signe ianao dia vavaka atao bdb.mangataha famantarana @Andriamanitra dia ho hitanao eo e.zany no nataoko t@vadiko dia tanteraka ny raharahanay,ary tena mandaitra io an!izy irery iany no mahalala ny anjaranao sy ny sahaza hoanao.raha ohatra ka efa nampiasa an'io conseil io ianao kanefa tsy misy valiny mihitsy dia tsy anjaranao izay io olotianao io.merci


Signes:-Mba miresaka projet d'avenir ve le sipa, na interessée ve iz raha resahana an zany-Zakan'ny eritreritr'ela ve ny mahita azy lasa vadin'olon-kafa-Hatraiza ny condition pire indrindra tsapan'la fa hiarahan'la aminy


Tena saro baliana le fanontaniana ,satria tsy mathematiques akory ka hoe voatery handeha tsra daholo ny kajikajy .Raha izahako manokana aloha dia ny toetrany no jereko voalohany ,rahfa io no antonony dia mety ,ny bika aman hendrika tsy le ratsy be ary tsy le manaj be koa ,ny fahaizana dia tsy le dondrona be ary tsy le matsilo koa ,ny vola aman karena tsy le mahantra be ary tsy mpanefoefo koa .Rehafa ireo no antonitoniny daholo dia izay ialy izy .


  • vhv mahay mifandray @ fianakaviana: tena primordial io- vhv tsy kizitinjitina lava, tsy be vava: miha-pire io rehefa ao anatiny ao- vhv mahery miasa: olona responsable, azo itokisana hifanampy @ fiainana

Tsy misy ny feno fa sambatra izay mifamenoRaha izaho manokana aloha:Ny mpifankatia miady lava dia misaraka lava ireny, Manaja tena sy mitso-drano no metyRaha vehivavy mametraka ny tenany ho lohany foana...tsy tafaNY vehivavy manindrahindra ny fianakaviany...AzafadyNy vehivavy manaja tena sy mahay mifandray @olonaMifampiresaka sy maneho izay ao am-pony sy ny alahelonyManeho ny heviny rehefa miresaka projet d'avenirMametraka ny toeranao @ maha lohany anao na dia mbola tsy mpivady azaIndrindra indrindra Manaja sy matahotra an'Atra+fizahan-toetra mafimafy Date: 31 mai 2017 - 16:18Mahereza


teHanontany .....Rah fanambadiana no tiana hajoro dia fiarahan mandramaty no tanjona ! tokantran irian olon fa ts haniry olona !N tena lehib ndrindra dia n fifankatiavanareo roa !N faharoa dia n firaisan-tsaina !N fahatelo n fiheveran ho ambony ndrindra n tokan-trano : anatin ity farany n fifanajana/fifandeferan/n fiarahan mifamelona na vao miandoha na rhf tong n ankizy !Rah ady lava no iainanao vao ety am-piandohan !Diniho fa met ts d mfankati nareo/ts mfanara-tsaina nareo/ts mahay mfandefitra nareo !Rah zaho n @ toeranao aleo mtady anjara hafa !Mrary soa !


Hahaha, efa hoe te hanontany lehilahy dia vehivavy no ankabeazan'ny misolantsolana mamaly.Tsisy tokatrano mandeha ho azy izany. Na dia tinao aza ny toetram-badinao amin'ny ankapobeny dia hisy olana foana ny tokatrano, ary asa be ny mampaharitra sy mampasambatra azy. Noho izany, rehefa tsy tinao ny toetra dia aza midi-kizo fa ialao.


Raha mahita sipa mahazaka ny défauts-ke rehetra aho ka zakako koa ny défaut-ny dia izay no alaiko vady.Ny tena tsy zakako:sipa mpandainga, mpampirafy, mpivazavaza,sipa mpisotro toaka, sipa tsy mahasaraka ny reniny.