hazavao tsara azafady.hoe na tsy manambady aza ve dia te hiteraka ?tsy egoiste aloha amiko fa ilaina ny zazalehilahy aho
hazavao tsara azafady.hoe na tsy manambady aza ve dia te hiteraka ?tsy egoiste aloha amiko fa ilaina ny zazalehilahy aho
Miteraha refa vonona ny saina. Refa izay no anjaranao de hahazo zaza ianao fa io koa moa tsy azon'izay maniry rehetra. Ny vady izany, mety ho avy foana koa refa anjaranao ny hanamabdy na efa 50 taona mahery aza, moa tsy ahazo vady foana ko enao refa anjaranao ny tsy hanambady. Ny manabe zaza tsy anilan'ny rainy moa de olana iarahamizaka, fa dia atrehina eo e! Otranay zao mitaiza zaza anilan'ny rainy fa ny ataon'ny rainy ndray no lasa mampaditra sy mankarary fo anle zaza.
Bjr daholo !efa niana > le partage na experience mintsy no tiko ahatongavana tamin'ity sujet ity ! azonao antsaina angambany oe otrany ahona le dilemne mahazo ahy e ! mahita io tantaranao io aho dia te hiteny oe aleo ranga amizao zan dia hita a !! nefa mieritreritra indray oe d raha tara lotra vao haka décision dia aona koa !! tsy mora e! merci am le partage fa misy hisaintsainana tokoa e !
mivavaha d hahita ny rainy e, hain'ny Tompo, tena hainy. misy anjara ianao fa aza matahotra. fahotana zany manao zaza tsisy rainy zany. sady iny manaraka eny foana, tsy azo afenina tsony refa mivoaka eo. efa tsy tafiditra am mariazy ety an-tany ve d mbola tsy hiditra ny fampakaram-badin'ny Zanakondry koa ? tsy perte b ?