image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

hazavao tsara azafady.hoe na tsy manambady aza ve dia te hiteraka ?tsy egoiste aloha amiko fa ilaina ny zazalehilahy aho


Misaotra amin'ny hevitra omenareo ! inona mo zany fa dia misy ho dinihina sy fakafakaina e !


Siavo>>toa tsy heno ianao.. dslf a izao indray vao connecté e!! efa novaliako any @ email raha toa ka afaka manoratraA+


band no miteny!!!! 24 ans zai menadah !!!! vo teraka de las raben!!!!! tsitako ze manque amiko aloh f otrn oln rhtr A, zanjnai ko otrzai!!!! zany hoe fotsiny ten samy variana @ fenarana sy ny loisir ary ny asa!!!!!efa zay no teneniko @ piara miasa amiko zao, aleo miteraka fa ny esperances de vie ef miena sao dia tara loatra!!!!!! ny vehivavy menoposes ef midina ny taona aaaa!!!!!!


BonjourIzaho dia sahala aminao koa, efa mihoatra ny 40 taona aza. Efa nisy niteny tamiko toy izany hoe maninona raha miteraka rehefa tsy hanambady? Iza no ianteherana rehefa antitra?Dia izao no hevitro. Fantatro fa mety misy hanome tsiny ahy eto amin'ny forum nefa tsy maninona izany.1. Ianao dia milaza fa hoe sao dia fitiavan-tena izany. Raha ny fijeriko manokana dia marina izay. Tsy any amin'ilay hoe misy manque ny zaza rehefa avy eo fa io rehefa hainao ny mitaiza azy feno foana ny fiainany. Fa ny maha egoisme azy raha araka ny hevitro dia ilay zaza tsy nateraka tao anatin'ny lamina mifehy ny tontolo misy antsika (ao anatin'ny fanambadiana).Nahazo izay nirinao ianao nahazo azy saingy ahoana kosa ny aminy? Dia ho "zaza sary ve?" Efa nahita cas an'olona aho manko tsy afaka niteraka ilay rangahy ka nihodina ilay ramatoa saingy ankehitriny tsy milamina ny fiainan'ilay zaza (efa lehibe moa fa tsy zaza intsony). Tsy hiteny betsaka momba io tantara io aho fa fiainan'olona ve moa dia hovelariko eto.2. Raha resaka fahatarana indray, miankina amin'ny toe-batanao ihany io.3. Raha hoe tsy misy inateherana indray, tsy voatery hoe rehefa manan-janaka ianao dia afaka hiantehatra aminy TSIA. Mahafantatra olona aho fa maty tao anatin'ny indray mipy maso ny vadiny sy ny zanany rehetra, tsy nisy niangana na iray aza. Misy naman'i neninay izay koa niteraka maro mihitsy fa tsy misy miraharaha azy ny zanany na iray aza, ny anankiray aza moa dia lasa enta-mavesatra ho azy noho ny ditrany.Amiko, ny fanankinana ny fiainana amin'Andriamanitra ihany no zava-dehibe.Izay fa dia mahereza


Miarahaba anareo indray,Ikalaefapolo > marina daholo ireo voalazanao ireo ary misy hieritreretena tsara tokoa. mankasitraka amin'ny valiteny.Mbola izay aloha ny projet masaka ato antsaiko atreto na dia hitako aza fa sarotra ny hanatanterahana azy e ! Hita eo ny tohiny e !


Za afaka manome zazŕ anareo sady mba bôgôsy ihany.


Aza manaonao foana ry reto an ! raha tsy hanambady anao na hanangana ilay zaza ny rainy dia aza miditra.Tandremo koa ny miteraka amin'ny lehilahy efa manambady.Tsy biby akory io haterakao io ka ho velona rehefa fahanana fa ny olombelona dia mila fitiavana sy fitaizana avy amin'ny ray sy reniny, ny fianankaviana ary ny fiaraha-monina. Ny olona misaram-panambadiana aza efa tsy fidiny ny mahazo ny zaza.Fisainan'ny olona taloha tany ambanivohitra izany hoe "zanaka no harena" ka io no hianteherana rehefa osa.Meteza mipetraka eo amin'ny toeran'ilay zaza tsy manan-dray.


Amiko, tsy tsara loatra ni miteraka tsy misy ni ray satria tsy maintsy misy tsy ampi foana a io zaza io ni affection paternel tsy voavidy vola na éduqué sy misy loisirs tahaka an inona aza lai zaza tsy maintsy misy fanintaniana bdb ao an tsaina ao na tsy miteni aza izi


Za indray lehilahy 42 taona, te hiteraka, relation libre.Dia haoan ?