Tsotra ihany ny ahy, efa hatramin'izay io, ahena farak'izay zokiny ny fandraisan'Iniesta baolina dia miravona ny olana, tsisy atokona intsony ry zalahy. Xavi tsy voasolo toerana mihitsy. jamais ny Barcelone ka hanao langalanga any aloha any.
Tsotra ihany ny ahy, efa hatramin'izay io, ahena farak'izay zokiny ny fandraisan'Iniesta baolina dia miravona ny olana, tsisy atokona intsony ry zalahy. Xavi tsy voasolo toerana mihitsy. jamais ny Barcelone ka hanao langalanga any aloha any.
Tsotra be ny analyse :Un petit Barcelone iny, fa tsy hoe un grand PSG akory.1 - Fin de cycle pour certains postes (ou cadres) : Piquet, Busquets, Iniesta.2 - Mauvais recrutement : Digne, Umtiti, Gomes, Rakitic, Vidal, etc...3 - Baisse de régime pour quelques joueurs cadres : Neymar, Messi, Ter Stegen, Suarez.4 - Misy choc entre 2 tendances ao, ny tendance voalohany dia ireo mpilalao formée ao Barcelone, ny tendance faharoa kosa dia ny fahatongavan'ireo mercenaire, mitady hiala amin'ny tradition i Barcelone. Ny fitambaran'izay no nahatonga an'iny Faharesena iny,i PSG nefa tetsy andaniny dia nanomana mafy araka izay éléments teo ampelatanany.Lalao miverina : Tsy tafavoaka intsony i Barcelone.Satria zavatra anakiroa no tsy maintsy sahaniny :- Famonoana baolina mihoatrany 4- Fanakanana an'i PSg tsy hahafaty baolinaSarotra tanterahina miaraka ireo zavatra anakiroa ireo raha io forme n'i Barcelone io no jerena.
Par: FCBDate: 17 février 2017 - 10:14Araky ny lohateny mba te ahita ny analysen'ireo chroniqueur malaza ato amin'ny forum (Judaschroniqueur malaza +zahay catalan klo dia mbola miys fanantenana e 3 buts de Messi ny hirariko fatratra ny dia ny hihaonana @ zany Bayern zany :-hum hanomezana lesona kely an'ireo bavarois reo <faucheuse
...tsy miracle na hoe inona fa manaraka foot tsotra : iza no ekipa mpandresy amin'ny score be indrindra amin'izao tsy i Barcelone sy Monaco ? Meilleure équipe de tous les temps iza ? deux des trois meilleurs joueurs du monde i Messi sy Neymar ; i Suarez on ne présente plus... ET DU JOUR AU LENDEMAIN LE BLANC DEVIENT NOIR ??? ô leiretsy ah!!!!!Match contre ce Barcelone : tsy maintsy hisy penalty ao sy carton rouge (tsy hoe mangalatra ny arbitre fa tena tsy azo ry Messi dia lasa manao anti jeu sns...)Ter Steigen : io ilay miracle lazaintsika angamba satria hisy contre attaque eo dia izy no hanavotra azy...(tsy mandainga ihany koa angamba ary miara mahita ny mpanaraka foot fa maromaro ihany izay arręts décisifs nataony tato ato izay ; ary aleo hazava fa 7-0 iny aller iny raha tsy nahay izy) Match aller 4-0 : tsy match iray 90 mn kosa angamba no ndeha hilazana tampoka fa mainty ny fotsy hoy aho ....PSG : indraindray koa misy ny atao hoe "jour sans" ary i Draxler dia ho izay amin'io retour io : ho méconnaissable io Psg io ary ho avy daholo amin'izay koa mpivadi dela hoe "mauvais recrutement, vola very ny 30 Millions nividianana azy sns..."Farany sady lehibe indrindra (sady mamaly ny an'i Doda hoe "naninona no tsy natao tamin'ny aller") : Camp Nou ; io no hampivoaka an'ireo points 4 lazaiko eo ambony ireo ka avelako nareo no haminavina ny zava misy raha réunis sy miseho ireo rehetra ireo SY HOE POSSIBLE HISEHO VE SA TSIA ... farany tena farany : aleoko ary mieritreritra hoe resy kelikely i Barçŕ dia hi sous estime fotsiny retour dia tratran'ny tampoka eo toy izay io score mampitraotra be azy io !!! Tsunami be no ho avy eo ary minimum io aloha dia 3-0 pour Barçŕ raha ny fahitako azy...
Na dia mpanohana barça aza zah, fa tena lagy @ ireto recru vaovao tsy mahasolo ny toerany teo aloha, anisan'izany: SERGI GOMEZ tena tsy au niveau anefa ajoro foana, Lucas digne tsy dia mahavita zavatra, Tsara ihany i Umtiti fa tsy manao relance mihitsy fa mamerina bôl @ gol foana.Donc, ity indray mitoraka ity no efectif ratsy indrindra depuis čre Messi. i Bilbao tsy resy, i Celta vigo tsy resy, Sociedad manahirana. Na mpiondana aza ny tenako dia tena tsy manantena zavatra ntsony. 10% sisa ny espoir.Solution, mila averina @ toerany i Rakitic ary mitady olo mahasola an'i Alves. Mental koa amizao mbola any anaty lavaka daholo (Neymar, Suarez no anisan'izany).
Fa ny tsy azoko kely amin'ity resaka ity dia ny fivadibadihan'ny lelan-dRaTA.Ary amin'ny sujet Pronostic ary izy milaza an'izao :Par: TA.Date: 13 février 2017 - 12:08..izaho maka an'i Draxler tsotra izao !!!!------------Ato indray izy dia milaza fa :- "indraindray koa misy ny atao hoe "jour sans" ary i Draxler dia ho izay amin'io retour io : ho méconnaissable io Psg io ".Tsy haiko hoe iza no tena mpiavibadi-dela amin'izany ?----------------Sa TA anakiroa samy hafa io ?----------------Ny ahy dia tsotra be : 1 - Raha Ekipa vôtam-bôtany io PSg io,2 - Raha tena ao amin'ny heriny io Barcelone3 - Raha mbola tanora i Iniesta, Piquet4 - Raha kelikely ilay but maty fa tsy 4 be izao.5 - Raha 5% ny possession de balle an'i PSG, izany hoe tsy afaka manafika mihitsy ry zareo, tsy hisy contre attaque mihitsy.Dia mba nino ihany aho.