image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Bonjour,Mba mila conseil fa te hividy 4x4 pick-up moteur mécanique nefa tena novice @ resaka mécanique. budget: 50 000 000Ar. any @ dezaka no hampiasana azy (lalan-dratsy).moteur mécanique no choix satria vao avy nampiasa toyota vigo D4D (moteur éléctronique) ka d nahita angano tokoa fa sady lafo ny pičces no tsy d ahitana raha tsy aty tanŕ.Misaotra mialoha @ conseil izay homenareo


Aza miala amin'ny Karenjy Lanja ... pick up tena tsara sady Lanja mbola tena motera mécanique be mihitsy/


sarety atao d omby misarika azy, tsy misy miala eo rasta aa!!!!!PS: 1/feno an io 4x4 tedavinao io eto am tanana fa mila mikaroka kely e 2/ny motera mitovy dhl fa ts isy meca sy electronik zany, ny pompe sy ny injecteur mitondra an io


moteur mecanique hono <io<io<io


pompe zalahy no tiany lazaina


bibitro, efa nilaza kosa aho fa novice @resaka mecanique ka izay no ilako fanampiana eto. d faly ery zao enao mananihany... torohevitra omena raha manana


ary raha VIGO moteur atmo 5L angaha tsy mety?misy aty, annee 2007, bon etat, alefa mora b.