Tsotra ihany ny ahy, efa hatramin'izay io, ahena farak'izay zokiny ny fandraisan'Iniesta baolina dia miravona ny olana, tsisy atokona intsony ry zalahy. Xavi tsy voasolo toerana mihitsy. jamais ny Barcelone ka hanao langalanga any aloha any.
Tsotra ihany ny ahy, efa hatramin'izay io, ahena farak'izay zokiny ny fandraisan'Iniesta baolina dia miravona ny olana, tsisy atokona intsony ry zalahy. Xavi tsy voasolo toerana mihitsy. jamais ny Barcelone ka hanao langalanga any aloha any.
Songmby,Na iza na iza, teo amin'ny toean'ny mpilalao, mpanazatra, Président, na simple supporteur,Tsy maintsy mieritreritra an'izany.tsy fialŕna bala, fa légitime izany réaction izany.raha mbola olombelona vory saina ihany :Réaction du Le président du PSG, Nasser Al-Khelaďfi :Extrait : Ť Tout le monde est énervé, c?est normal. On va devoir se calmer. Męme s?il y a deux penalties pour nous, on ne cherche pas d?excuses. On n?a pas joué en premičre mi-temps. Aprčs avoir gagné 4-0 ŕ l?aller, perdre 6-1 au retour, c?est trčs difficile ŕ accepter, mais on n?a pas le choix. Aprčs notre victoire de l?aller, l?objectif d?aller en quarts de finale était légitime, mais on sait que dans le foot, ça ne veut rien dire. On a essayé de faire le maximum. On n?a pas réussi ŕ se qualifier mais on va continuer. Prendre trois buts en sept minutes, alors qu?on menait 3-1 ŕ la 88e minute, c?est trčs dur. Je n?ai pas encore parlé aux joueurs, ce n?est pas le moment. ť
Tsy i PSG irery ny club financé par les qatarisAry tsy ny qataris irery ihany koa ny Investisseurs étrangers mampiasa ny volany any Eoropa.Bizina io.Tsy voatery ho vainqueur de la ligue des champions ihany ny bizina.Tsy manohana club marobe izany ireo mpanao bizina ireo raha fantany fa Coupe iray ihany no azony any amin'ny farany saisonIray ihany ny chance,Nefa club maro no tohananyAiza ho aiza ny lojika amiçn'izany ?Donc, misy fomba azo ahazoany tombony ao izany.Fa façade ihany io.Marobe ny bizina hahazoana volabe ao ambadika ao.Anisan'izany ny Pari en ligne, izay misy vola amina miliara marobe mihodina ao.
Miarahaba ny akama rehetra!JISC : mety havan'i Ter Steigen ilay arbitra ka ! (hi, hi ,hi)Aleo aloha hazava ihany (na dia efa be mpahalala ary izany eto) fa izaho tsy maka ary tsy mpanohana an'i Barcelone ...samy efa ela nietezana teto amin'ity foot ity ihany isika dia mba niteny izay takatry ny saina araky ny historique hatramin'izay !!!!... ny erreur nataon'i PSG amiko dia tsy iny double confrontation iny fa tany amin'ny phase de groupe mihintsy : fady mihintsy izany manao 2eme izany raha mbola tsy gros calibre toan dry Bayern sy Real na Barca ianao ; satria ny match retour any amin'ny adversaire dia io foana ny tohiny ...Tournant du match : penalty tsy notsofina ho an'i PSG tamin'i Di Maria seul iny...1/ Emery : tsy aprčs 4-0 iny akory hoy aho ny haha lasa ny fotsy ho mainty tampoka; inona no vitany avant an'iny 4-0 aller iny ? => 2eme phase de poule + Ligue 1 tsy maîtrisé... (tsy tao antin'ny anarana entraîneur goavana izy avant iny 4-0 iny ka tsy hitako hoe ho lasa ao tampoka avy eo !!!)2/ Arbitre : zay foana ilay lazaiko hoe Match any an tanin'olona, ary eto moa izy dia Camp Nou no resaka ka vao may loza... ilay farany iny aloha tsy penalty fa te ho afaka adidy devant 100 000 personnes izy hoe 5-1 dia PSG tafa moa i Barcŕ efa nampiana dia tsy misy tezitra !!! kinanjo ... 3/ PSG : bluff ary tena poizina iny 4-0 iny; araky ny nolazaiko dia il ne faut pas réveiller le monstre !!!! namono biby tsy nahafaty (izay lay lazaiko hoe fady ny manao 2eme amin'ny phase de poule raha ekipa kely ianao fa mbola hanao retour any amin'ny tanin'ny monstre ianao...)4/ Barcelone : manaiky an'io club io aho, na dia 4-0 ary ny aller dia mbola nanao investissement indray izy nanome drapeau kely isaky ny mpijery 100 000 !!!! rakotra mavo sy manga ary grenat i Camp Nou k'aiza moa no tsy hanondrana ny arbitre !!!!...ny mpijery moa dia vao may 100 000 no tonga, (raha teo Mahamasina aloha iny dia efa vide na gratuit ary)5/ ny ahy aloha dia minimum 3-0 + Pénalty + Rouge PSG no naha sűr ahy tamin'iny retour alina iny... aprčs 5-1 maximum avec PSG qualifié saingy iny izy iny...izany eo ihany fa ndao ary hiresaka Allemagne e !(hi hi hi) :Trapp : ilay 1er but iny ngamba no misy tsiny kely dia kely... fa ilay défense sy i Thiago Silva tsy mahazaka lalao goavana sy mitondra fatahorana ity no tena fositra amiko...Draxler : raha tsy niala iny dia tafiakatra PSG...Ter Steigen : correct fa tsy dia hoe namiratra na dia nahavita an'ilay arręt face Cavani iny ary... ny nandrasako dia nahazo pénalty i PSG ary azony, na koa tany amin'ny tirs au but ...Dortmund : Mbola afaka mahavita plus ry Reus sy Schurrle ...ary aza mba atao any ihany koa ny retour fa tsy misy tafavoaka velona eo !!! Monaco - Man City : tsy tafavoaka eo izany i Monaco avec 2 buts ŕ remonter satria handravarava i Sané (Allemand : mčre allemande + pčre sénégalais)Ozil : Mandreraka be...Leverkusen : sarotra be koa izany (voire impossible) hanala baraka an'i Athletico de Madrid ao amin'ny kianjany izany......mbola hitohy...
Doda, >>> ka ilay patrô mihintsy koa anie no tsy misy bala fa dia vola, vola foana no bala atoraka e!!!!misy ilay fiteny hoe "coűte que coűte" : ny an'i Barcŕ izany couleur izany tsy azonao sandisangina mihintsy !!! vao miditra ao ianao dia Andriamanitra ny mpijery sy ny Camp Nou... possible resy sy hoe éliminé fa ilay manala baraka sy insolant na tsy mitempo ny couleur Barcŕ sy Catalan dia tsy azo ekena iray segondra akory !!!!!Vao 4-0 tonga dia hoe "coűte que coűte" mila mampiseho guerre ao Camp Nou na ho raraka ihany ary !!!! dirigeant, staff, joueurs, supporter tonga dia clan iray hoe mila manarina ny amour propre fa tsy mendrika ny club ireny .... dia ireny ny vokanyNy an'i PSG indray dia efa vita ny adidiko hoy ny president manome karama be dia samy miandriandry eo !!!!! Raha mi-temps fotsiny izy no nidina tao amin'ny vestiaire nadona latabatra hoe "co******* que coűte" tsy misy raraka izany eo mety mba hafa...