image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Tsotra ihany ny ahy, efa hatramin'izay io, ahena farak'izay zokiny ny fandraisan'Iniesta baolina dia miravona ny olana, tsisy atokona intsony ry zalahy. Xavi tsy voasolo toerana mihitsy. jamais ny Barcelone ka hanao langalanga any aloha any.


Mpiserana,Doda>>> momba an'i Emery : aleo ny coup de sifflet final amin'io no hahitana azy...(fa na lery koa ary mety bluffé tamin'iny 4-0 iny an! ...)Judas >>> hoy i Iniesta aprčs iny 4-0 iny hoe : "on ne mérite pas de porter ce maillot si on produit encore un tel match" donc tonga dia adinoy izany aloha ilay point N°2 sy N°3 lazainao ireo... tsy miteny aho hoe tsy marina ireo fa amin'io match retour io aloha dia ho ao amin'ny heriny na i Barcelone na Iniesta na Piquet...ilay point 1 sy 4 : asa aloha fa aleo koa ny résultat match no hamaly azy...


TA,Fa tsy eritreretin'i Ta mitsy ve hoe :- Matevina be ange ny profondeur n'ny Banc des remplaçants an'i PSg e ! Afaka manao Turn-over soaman-tsara ry zareo :*Miteny ianao hoe : misy "jour sans" dia misy "jour avec", i PSG akory mbola tsy tena hoe Draxler dépendance, ka na misy mpilalao 2 na 3 aza tsy velona, kanefa misy mpilalao 7 kosa vonona hanao sacrifice ny ainy, sarotra ny hahafatesan'i Barcelone buts 4, nefa tsy inoako izany hoe mpilalao maromaro tsy misy forme izany, ary tsy possible mihitsy ŕ l'espace de 2 matches, ka ekipa iray manontolo, no samy tratran'ilay hoe "jour sans" daholo.Raha Ekipa no resahina dia tokony any amin'ny fin de saison no hitsarŕna azy.Fa raha individue kosa dia tsy olana mihitsy na misy tsy misy forme aza, fa soloina izay tsy en forme.Na tsy tafiditra ao anaty match.Amiko dia tsy mitombina io resaka "jour sans" io.- Professionnel purement et simplement ireo bandy ireo :*Be karama be, super motivés, compétiteurs, ny sasany amin'ireo, mba tsy hilazako hoe izy rehetra dia mangetaheta an'izany mandigana ny 1/4 de Finale daholo, ary ny vitsivitsy amin'ireo kosa dia manana finoana fa hiakatra Finale.


...izaho aloha araka ireo nosoratako eo ambony ireo tsy tonga dia mitsambikina any amin'ilay hoe 5 na 6-0 sns...mandeha moramora isika : Ra Judas izany tonga dia hoe "tsy misy resaka io fa dia tafa i PSG sns..." ; izaho kosa anefa tsy mpaminany fa mbola mandahatra fotsiny par expérience hoe : 1/ handravarava io Barecelone io amin'ny retour - 2/ PSG hafa no ho hita eo amin'io fa tsy version incroyable ohatran'iny intsony !dia averiko ihany ny scénario heveriko fa hiseho : hisy penalty pour Barça ao ; hisy carton rouge pour PSG ao ; Enfer total ny ao amin'ny Camp Nou miaraka amin'ny mpijery Barcelonais ...ary avy amin'ireo no hitenenako hoe 3-0 minimum pour Barça - aprčs mety juste io 3-0 io no score final, na lasa tirs au but, na mahafaty ihany i PSG izay tafiakatra na mbola resy 5-1 aza ...ary izany rehetra izany koa eo ihany fa rehefa avy niresaka allemand iray (Draxler) isika dia ndao hiresaka allemand hafa : any amin'i Ter steigen na i Trapp ny clé de la qualification - izay mahavita exploit voalohany amin'izy roalahy ireo no mampiakatra 200% ny morale ny ekipany ary dia hiady sy haniry elatra tokoa...


Ta ,Hay ve e !Basé any amin'ilay scenario kay ilay hevitrao, fa tsy hoe qualifié i Barcelone.Raha izay no izy dia inoako ihany, tout est possible, dans un camp comme dans l'autre.Izany hoe mety hisy ihany koa ny hoe, arbitre momba an'i PSG, tout ŕ fait le contraire an'izay ny zavatra ataony eo :Hors jeu isak'izay mihetsika i Suarez.Mahazo coup i Messi sy Neymar fa tsy tsofin'ny arbitre, farany miala.Miezaka ny hanintsana an'i Barcelone par tous les moyens.


Tena ekeko 100% ireo zavatra lazain'i MGCool ireo.Tena nanao hadalana, sandaint lafo i Barcelone.Sarotra ny hanarina an'io buts 4 io.


J.Isc >>> ...tsy hoe mangalatra anie ny arbitre, fa ny jeu an'i Barça mihintsy no miteraka penalty sy carton rouge logique rehefa tena mi déroule ny MSN sns...ary ny arbitre koa tsy hoe mangalatra tena hoe mal intentionné fa misy paramčtres maromaro ny fomba fitsarana , ohatra hoe ny mi jouer ŕ domicile sy extérieur : tsy devant public Barça mihintsy kosa angamba ianao no hisangisangy tsy hitsoka an'dry Messi voa tacle sns...Donc ny amin'iny izany aloha dia efa adinoy koa hoe hanafosafo PSG ny arbitre ...jereo fotsiny iny 1er but coup franc an'i Di Maria iny : nisy fifanosehana anie teo amin'i Suarez teo amin'ny mur dia tonga dia nodakan'i Di Maria ilay izy dia iny vaky iny dia maty ! ...tsy niteny ny arbitre satria tany Paris iny, fa possible tournure hafa iny raha hoe tany Camp Nou ka niara nirohotra daholo ny Barça nananga-tŕnana ary mety no retiré-na...Cool MG >>> ni souzy mihintsy Barça dia tratra e! fa tezitra be amin'izay izy zao amin'io lalao miverina io ka asa raha havita hanarina ny fahavoazana...


Izaho manokana aloha, hafa ny taloha.Fa amin'izao contexte izao dia tsy mino mihitsy aho fa hahazo pénalité i Barcelone.Tsy mino aho fa misy hahazo karatra mena ny mpilalaon'i PSG.ekeko io zavatra lazainao io, misy ihany ilay tohana kely avy amin'ny mpitsara hoan'ny Ekipa mpampiantrano, sy hoan'n ekipa misy star ngezabe be : Ex : Messi.Izany no zava-misy, saingy izao :La balle a changé de camp.Efa manomboka avotsotry ny olona izao i Barcelone.Ny Liga no mbola miaro azy.I PSG indray ary izao no inoako fa mahazo ny fanohanan'ny mpitsara.


MBA nahita reo matchs t@ week end ve lisany : om vs PSG , athletico Madrid vos Barcelone , aoka ny vokatra no hiteny om bd PSG 1-5 , atheletico Madrid bd Barça 1-2 fa asiko commentaire kely ny Barça fa bol antanimbary, tsy hita ntsony zany passe ŕ 10 zany fa ankisisika sisa


Raha vo tsy forme fotsiny Iniesta na ain'ny adve votsiny ny mi-enticipe ny bol eoetiny de tsisy endriny avy hatrany ny bol ataony Barca. Fa raha ny mifanohitra amzay ny zavtra mitranga izany oe forme izy sady tsy maharaka ny adve de efa miomana fa ho ratsy ny ady.