image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama jiaby, Aiza zareo no maka autorisation ilay entina manao special reny dia inona avy ny taratasy ilaina? koperativa sa ATT sa hafa mintsy?? mialatsiny fa fiara vao novidiana ilay izy, sprinter misy licence national, mbola tsy nampiasaiko mihitsy efa 2mois teo zay, dia izay no tsy afantarako n'inona n'inona. fa zao izy misy mi propose location dia naika alefako. dia izay no anton'ilay fanotaniana. Misaotra mialoha @ izay mamaly


att no andehanana dia ny taratasin'ny fiara rehetra no entina (carte grise, visite, assurance, patente, licence sns...)mila ny contrat miaraka amin'ny isa sy anaran'ireo mpandeha ihany koamety isy ilaina hafa fa ny tena mety dia manantona ny att mihitsy aloha maka renseignement, tandremo ny mpanera sy mpisoloky, ary ny fakana renseignements tsy mandoha vola (tandremo ny tsolotra)


taag > mankasitraka fa feno sady mazava tsara :) saingy indrisy fa niverifier ireo taratasy ireo aho hay ilay licence efa expirée t@ 05 avril teo. Nantsoina ilay nividianana azy hi renouveler fa miala ilany maita excuse be dia be. Ny mutation tsy mety vitako fa oe tsisy imprimé carte grise hono dia miandry. 1- Misy manana torohevitra ve fa tokony efa hiasa ny fiara fa efa misokatra zao ny saison taxi brousse??2- Sa oe tsisy hevitra fa tsy maintsy miandry carte grise?? 3- Sa oe sao afaka ataoko miaraka @ acte de vente ilay renouvelement anŕ licence na fiovana koperativa???Ny tena projet ko aminy mantsy dia naika isolo koperativa matomatotra mihitsy aho fa ilay koperativany @ zao tsy dia azoazoko.Mankasitraka mialoha an'izay mamaly e


Tsy maintsy vita carte grise vao afaka miasa ianao ary vita mutation mazava tsara ra tsy izay dia volaben'ny polisy sy ny gendarme mandehndeh, ny manao mutation tsy maintsy mila ilay tompony.Sao dia mbola fiara tsy afa-trosa tamin'ny tompony teo aloha koa ty fiaranao ?