Miarahaba antsika,te hividy fiara aho, 4*4 ihany satria mila coffre malalaka, 40 millions Ar no hananako, inona no mety ho azon'izany reto? Saud Terracan...Merci
Miarahaba antsika,te hividy fiara aho, 4*4 ihany satria mila coffre malalaka, 40 millions Ar no hananako, inona no mety ho azon'izany reto? Saud Terracan...Merci
MISAOTRA BETSAKA MAMALYRaha ny fahazoaka azy tsara zany dia tsy mahazo io vola io, aleoko indray zany mitodika am fiara kelikely...Misy mi proposer chevrolet spark, 32 000 kms, année 2012, 25 millions arTucson, ESSENCE, 4*4 année 2006, 87 000 Kms premičre main, 38 millions ar,Raha nareo dia iza?Miala tsiny be fanontaniana fa tena mbola tsy manana expérience mihitsy, premier achat dia mba te hahazo tsaraMerci