image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama daholo,Manana pb ry zareo sao mba misy afaka manampy milaza zay olana.Manana 4x4 Nissan Patrol efa somary taloha aho (1996) dia ny olana sarotra velomina lery tato ho ato ny maraina.Nosoloina ny bougies, nodiovina ny injecteur fa eee tena manahirana be vao velona.Manetroka nedala eo ampamelomana azy. Setroka mainty. Mety segment ve zany sa sanatria motera mintsy.Nefa vao nosoloina motera lery t@ 2008. okazy aloha fa nafarana e.Misaotra anzay afaka manampy.


Brice>mila jerenao aloa ireto zavatra ireto1°_rehefa aloa hi-demarré iny ianao dia aza lancé-na aloa ny demarreur fa sokafy aloa ny capot dia pompé-o aloa ilay pompette kely alim GO iny jereo tsara rehefa mafimafy dia demarré-o amin'izay , ka raha tonga de velona ilay izy dia dikany misy prise d'air ilay membrane pompette.2°_ianao milaza oe efa nosoloina ilay bougies ,ny injecteurs, ny fanontaniako dia efa mba testé-nao aza ve raha manao ny asany tsara ireo bougies, ka tsy vitany manolo fontsiny anie razako dia hoe mety io fort possible ilay alimentation ireo bougies no tsy mande donc mila fantarina tsara aloa oe tonga tsara ny courant mi-alimenté ireo bougies izay tsy tonga de courant direct 12V akory fa tsy maintsy mandalo Relais ireny,iza no mahala raha ireo relais ireo no misy tsy milamina???3°_aha resaka setroka mainty eo ampamelomana indray dia normale izany razoky aza alefa lavitra ny saina (plutôt manao anio daholo ny motera diesel rehefa misy prise d'air ny circuit GO)4°_Ianao mieritreritra koa hoe" saody efa me-reraka ny segment ilay motera .le seul solution sy tena manala ny ahiahy ny tena rehefa aminy plasinao izao dia tsy maintsy jerena ny taux de compression , ka efa misy appareil no azonao atao eny a@ garagiste ireo par contre raha mbola hitanao fa mandeha tsara ihany ilay vam dia aza atao aloa fa tsy manalŕ ireo injecteurs mantsiny izay vao apetraka eo aminy plasiny injecteur ilay appareil ka raha atao aza de demonté-na, remonté-na lava izao eo aminy côté injecteur iny satria misy ilay joint cuivre iny raha vao marqué-ny tęte injecteur ilay joint dia tsy maintsy soloina ŕ chaque demontage.


ary ny bougie de préchauf ve miditra amin'ny ela vao velona ry BADOLAHY?


Toiota<<< tena misy idirany mintsy an,,refa tsy mandeha io bougie io dia sarotra velomina ny vam raha vao maraina na nijanona elaela ,satria tsy may ny gasoil ,fomba fitestena azy dia asiana contact fa tsy velomina ,dia vonona indray dia asiana contact atao in 2 na in3 zay ka raha tonga izy dia velona izy refa avy eo dia bougie izay(misy tsy mandeha ny bougie sasany)