image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salut e, nankaiza ilay resabe fa voafafa? Ity misy groupe e! Voil… quoi, ce qui va nous faire du b‚n‚fice dans le futur. Y a moi, Bruce et Shinato + d'autres moins connus pour le moment! 15 membres actuellement fa je vous invite hoe hiditra ao. Ciao les gens.


ht--tps://*******turebox.francetvinfo.fr/le-bento/2018/02/15/percer-dans-la-bd-mission-impossible-pour-les-jeunes-dessinateurs.html


Liens//// mazava be io fanazavan'io gazety io. Crisee izay tsy izy @ izao fotona ny asa bd any an-dafy any. be loatra ny mpanao bd any,ary betsaka no tsy alehany fa mameno toerana fotsiny.Tsy any @ resaka fahazaina bd intsony izao fa dia resaka akama akama daholo no misy.Na ireo responsable @ edition aza dia olona tsy alehany tsy comp‚tent daholo tsy mahalala ny asa bd akory. Jereo daholo ny bd izay mivoaka @ izao fotoana e, fa izao adala sy hendry rehetra ity dia manao bd daholo, ka ho gaga angaha ianao raha tsy misy mividy ireo bd ireo. Ny tena olona dia na ireo tena malaza aza dia lasa tsy dia misy mividy intsony koa ny bd an'ireo fa midina b ny vente.Ny tena mihinana sy mahazo tombotsona sy mahazo vola dia ny libraires, ny diffuseurs, distributeurs ary ny editeurs.Ary raha mamaoka bd iray izay dia tsy ahazo vokatra avy hatrany e, mamaoka bd maromaro mihitsy vao mety ho fatatr'olona any.Ireo henjana @ bd nalaza taloha ireny aza misy efa albums 30, 40 tsy misy mpividy intsony ny bd izy ireo.Ary aza misekoseko hoe ahazo gde edition ka hoe henjana @ bd raha mahazo ny eto @ tanana, fa efa tsy izy intsony izao ny gde edition, fa io volazan'io article io fa ireo izay manao auto edition indray no velona any izao, satria tsy mizara ny sosy fa tonga dia any apaosy. Diniho fa 5% @ prix any vente fotsiny ange no any apaosin'ny dessianteurs e. Nefa raha manao auto ‚dition dai ny manao impression fotsiny ry zalahy dia manao vente en ligne mamorona compte r‚seau sociaux maromaro dia mandeha ny affaire.Io le editeur ao la reunion io zao dia tsy mande daholo ny bd avoka'io fa misekoseko mamaoka @ gazety etsy sy eroa mandoa vola fa tsy mande ny bd resaka rezionaly zany any an-dafy.Misekoseko eraky ny gazety daholo fa tsy mande ny bd an'ireo. Fantatray ange fa ilay didier mpanao bd gasy teto taloha mipetra any an-dafy any izao no manosika ankolaka aty am-badika an'ireo mpanao bd gasy ireo e.Aza hadino fa le senarista anio tary io no lehiben'ny gpe na libraire kanaly bd manana standy ngeza any angoulema isa-taona, kanefa le editera ao la reunion de ny librairie ny de membre ny kanaly bd, dia ao @ stand ny kanaly bd an'ily senariste n'i didier no manao dedicaces ry zalah.Tsara le fikan'ity didier ity fa zah tsy mino hoe ho lasa lavitra ireo tary ireo @ izao crise bd any an-dafy izao.kofona daholo ny mpano bd any izao, mba jereo ny ady hevitra ao @ fe sy boky ao fa tena henjana be ny tontolo ny bd @ zao.Ary ra mitohy izao dia tsisy bd mivoaka intsony otrany eto @ tanana any an-dafy any. Hitantsika eo ny tohiny


Ohatra iray ity. Bd anisany nalaza nandeha be teo aloha Black et Mortimer t@ sc‚nario an'i Van hamme. 650 000 expls ny lafo t@ izany, fa @ izao fotoana dia 250 000 expl sisaEditera, difuseur distributeurs mpanabaka desintera, libraires mpananararaotra ny haleme'ny desinatera koa.Samy manao tsidrio fa lavo an'ireo desinatera daholo ireo.Nefa raha tsy misy ny auteurs tsy misy boky.Tokony mitsangana ireo desinetera ireo hanohatra an'ireo mpananaraotra ireo. Ankoatran'io dia ny senariste koa tedankanina be mitady mizara mitovy ny droit d'auteur nefa ny desinatera no tena miasa @ ny bd iray.mba jereo ange ny fanazavan'i Marini sy taduc sy ny tariny ao @ fesiboky e.


ht--tp://www.9emeart.fr/post/evenement/general/les-reseaux-sociaux-signent-ils-la-fin-des-auteurs-de-bd-sur-internet-8519


ht--tps://fr.finance.yahoo.com/actualites/bd-beaucoup-d-apos-auteurs-065537573.html


htt**p://hitek.fr/actualite/dossier-bd-franco-belge-et-cinema-pourquoi-est-ce-si-complique_15925


mampm‚ be ilay fomba fijerin'ilay ramatou ty !ht****tp://www.lalibre.be/debats/opinions/je-ne-parviens-pas-a-classer-la-bd-parmi-les-beaux-arts-a-une-exception-pres-franquin-chronique-5addf9f5cd702f0c1afeb927


ht**tp://bfmbusiness.bfmtv.com/entreprise/bd-pourquoi-les-maisons-d-edition-misent-de-plus-en-plus-sur-les-jeux-video-1439240.html