image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Iza no efa nanonofy nanao RS ankaotrany vadiny?Manambady aho ary efa 12 taona niarahana izahay, saingy tato ho ato aho dia manofy manao rs fona @ olona hafa, 1- nanonofy aho fa nifindra teny akaikin'ny tranon'ny sipako taloha izahay no nipetraka ary dia tafahaona t@ io sipako taloha io ary niaraka niafina, nanao RS fona2- nisy namako mpiara mianatra tamiko zay efa ela be, fa mba notsiriritiko izy io t@ zany saingy tsy tafaraka taminy mihitsy moa za, kanjo t@ nofy no nahitako azy ndray ary dia niaraka niafina sy nanao RS izahay3- cousine any vadiko, mipetraka eo akaikinay iany koa no azoko nofy nanao RS tamiko. iza no mahafantatra ny dikan'izany?


Ts ianao irery no tratran izany fa betsaka, za koa hotrizany de tena malahelo be za hoe fa inona ny tena dikan ity, olona fantatra, mpiara mias, dadako tena hotaranao zao mints e, kivy ny tena mieritreritraa zy


Tsy mahavoasazy, tsy maha bevohoka, tsy ahazoana aretina, tsy mandany vola, tsy mampiasa saina, ny tsirony nefa mitovy ihany, sady mahazaka ny vehivavy rehetra eto ambonin'ny tany. Milay rizalahy a


Hatraty io e, sady olona tsy tiana foana.
Mahagaga