image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

bonjour ŕ tous,mba ataovy ato indray ny tantara momba ny nifankahitanao sy ny olontianao-toerana-@fomba ahoana nandresenao lahatra azy na nandreseny lahatra anao-tonga dia nanaiky ve ianao sa mbola niandry, na iany koa mbola niandry valinteny-..............mbola ho alefako eto ny ahy amerci


Vehivavy no mitantara, tao @ toeram-piasana no nifankahitanay, izaho mpiasa vao niditra, vao nanomboka sateg de pré embauche, izy efa zokinjokiny na @ taona na @ toerana tazominy, Izaho tsy nahatsikaritra ny fisiany fa dia nianatr'asa ara-bakiteny, vita ny stage dia nandray ny tena poste tokony noraisina, dia nikoty ahy t@ fomba mihaja izy, ataoko hoe t@ fomba mihaja satria voninkazo sy carte no nalefany en toute discrétion dia tsy naviliviliny ny resaka fa tonga dia hoe manam-pitiavana anao aho no sady maniry hiara-dalŕna aminao, choqué be zah satria tsy fantako mihitsy izay vie personnelle ny fa ny conclusion ako tonga dia hoe anti-dahy tsy mahay mipetraka fa *******in-dahy, tsy nasiako tohiny ilay izy dia izy koa tsy ny insiste fa ny s'excuser tamiko dia nijanona teo, dia misy collčgue de bureau ako izay mba nanontaniako ny toetrany satria zah natahotra mafy ho victime harcčlement anefa mba sambany vao miasa sady mba nitsikian'ny vintana dia mba tonga dia nahita asa tsara, dia contraire ny zavatra noeritreretiko no notantarain'ilay collčgue ko hoe olona discret be izy sady sérieux, mbola tsy nanadala vehivavy tao am-piasana izany mihitsy fa mampalahelo hozy ny tantarany fa maty accidenté efa elabe ny vadiny sy ny zanany vavy tokana dia tsy nanambady intsony izy avy eo,lasa nalahelo be tampotampoka teo zah dia nitady moyen niverenana niresahana taminy, par pitié fotsiny fa ohatran'ny tena mal ŕ l'aise be zah hoe olona mampalahelo be ohatr'izany dia nanaovako teny sy fihetsika an'avona be fotsiny, rehefa tafaresaka matetika anefa izahay dia lasa nivadika admiration ilay pitié teo, dia nivadika fitiavana lalim-paka ny farany...4 taona nivadiana zao izahay dia 2 ny zanakay, efa niditra nianatra teo ny zokiny


Namako efa ela ny zokiny, mbola tany @ classe secondaire t@ izany. Taty aoriana lasa iray fikambanana izahay. Tsy mbola nikoty aho fa bandy hafa anankiroa farafahakeliny tao @ fikambanana no hitako nikoty anazy. Avy eo ilay bandy iray sendra nitantara taminay samy bandy hoe sipa TDM iny (Tonga de manao, Tonga de Mamelatra, Tonga de Mil....). Tsy dia taitra aho satria resaky ny mamo moa, fa taty aoriana tazako lavitra izy mifampitantana @ bandy otrany degany be izay; narahako maso fa mpiara-mianatra zareo; afaka semaine iray hafa, bandy hafa indray no hitako miaraka aminy eny an-dalana fa tsy mifampitantana aloha eh.

Nandeha ny fotoana, afaka bacc izahay, nianatra teny Ankatso. Iray Etablissement izahay fa filiere samy hafa fotsiny kanefa misy matiere iombonana. Nanomboka teo no liana te-hamantatra azy aho, surtout ilay hoe sipa TDM, satria izaho tsy mbola nanana experience raha resaka sexe. Nanomboka niresakaq be taminy, nanarakaraka azy isaky ny mirava ary manatitra azy mody. Nandritra izany no nikoty azy aho. Taorianan'izay nanaiky ihany izy ny hiaraka amiko. Niaraka 3 mois teo izahay dia nisaraka. Tsy nisy resaka sexe hatreto. Kivy aho, namoy fo kely satria nandritra izay fiarahanay izay no nitenenany tamiko hoe mbola vierge izy, zavatra tena nahataitra ahy ka vao mainka naha curieux ahy hanao aminy.

Nivenjivenjy teny aho nandritra ny 3 mois, entre temps nifanena t@ sipa akama efa nokotiako talohany saingy tsy nety niaraka tamiko satria efa niaraka @ bandy hafa. Tafiaraka nandeha nijery film tao @ CCAC izaho sy io sipa io. Nony nivoaka avy tao dia mbola nokotiako fa sady namaly izy hoe ary enao tsy tsy mety kivy mihitsy an; nanaiky hiaraka amiko ilay sipa fa niteny fotsiny hoe miaraka miafina tsika fa le sipako tsy eo zao an. Avy dia tongako tany am-pandriana izy. Niaraka taminy no nanaovako RS voalohany, izy moa efa nanao be t@ le sipany mazava ho azy. Tafaverina avy any andafy le sipany dia nijanona ny fiarahanay fa ozizy hoe on reste amis fa aza mikoty ana tsony fa haka vady ahy izy. Najaiko ny safidiny fa nifanojo t@ zay, nifanena t@ ilay ho vadiko indray aho ary niverina niaraka ary 1 semaine apres an'io niverenana niaraka io dia nanao RS, ary tena vierge tokoa izy fa tsy nandainga. 30 taona izao no naha-couple anay, ny zanakay mianadahy efa adultes daholo. Teny antenantenany teny nisy ny zavatra naha-solafaka na za na izy, samy nanana ny aventures-nay, mifankahalala izay nitranga fa samy nanaiky nifandefitra. @ izao vao mainka mafy orina be ilay fitiavana