image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Faly miarahaba isika rehetra, ny tenako moa sarobidy kely, vehivavy 32 taona, tsy manambady ary tsy misy namana firy koa zany. Ka @ 6 avril zao ny anniversaire-ko ka ny hetahetako zany hanao fety hiaraka @ olona rehetra izay vonona , tsy ankanavaka io na lahy na vavy na efa zokinjokiny fa miara manao fety indrindra izay mahatsiaro seule toy aho. Tsy mila kado akory aho fa aoka samy hitondra boissons sahaza azy avy dia hifampizarana avy eo. Marihiko fa aty ambohipo aho mipetraka. Misaotra


Aza matahotra ianao ry Sarobidy fa ho avy aho an, sady mety tsara amiko mihitsy ilay tsy mitondra cadeau satria, mahantra ny tenako ka tsy mahatakatra izany. Ny tsiky no entiko hamenoako ny banga......Ny boissons vimbinikoo amin'io dia, rano mangatsiaka avy napangotrahana ho ataoko ao anaty bouteilles d'eau vive..........Aiza moa izany ilay ho fotoana ry sarobidy?


Tena nataoko fŕ hoe, Mahantra aho ry Sarobidykeliko ah, ka ny boisson ho entiko amin'io dia ny rorako....Dia tsy ho raisiny ve ny aminao rehetra ry trandraka, ka ianao aza mba nanao tongotra an-katoka namonjy azy ?


ary mifanakaiky zany ny anniversaire tsika, ny ahy 32 Mars


Sarobidy > toa tsy ahita olona serieux eto indry raha izao an, Izaho aloha afaka e.


Sarobidy kely > bariravel arobase yahoo point fr le mail d aleo any miresaka sérieux...


Endrey anaka izany hafaliako,kay tsy izaho irery no manana olana amin'ity resaka tsy fananana namana ity .Aza matahotra fa ho avy ny havanao ary whisky sy caprice no ho vatsiako ka mety ?Azonao lazainy ahy ve ny betax mandeha eny satria izahako avy aty Ambohitratrimo ,ary amin'ny firy no tokony hirava satria ra hariva loatra tsy misy fiara intsony mandeha ,ka asa raha malalaka ny fandriana ao aminao dia mba samy maka sisiny eo e .


Zah efa afaka tamin'ny zazamandry,fa aleo zany idiran'i trandraka sy ditax.


Inona aza ity tantarain'i Farakely eh?.......Ndao isika hiaraka any amin'ny anniversaire n'i Sarobidy fotsiny dia mbo faly izy re e.


Io indray Trandraka fa hampiresak'olona eto fotsiny. Oul any an-dafy enao no mipetraka ka ho tonga eny Ambohipo??? D milazŕ foana koa an'zao mahantra tsy manankohanina lava zao foana, fa ho avy aminao ny tena tsy hihisy harapaka vao ho tonga saina ianao angamba.