image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 3

Coucou daholo , lasa hafaha mihitsy mampiasa ity vao² ity
Jonson> Mazotoa mihinana vokatra avy @ soja fa il parait hoe manampy mba ampatevina ny endomètre ny soja

za koa izy> tongasoa eto ! aza kivikivy zany aki fa vao tena manomboka ianareo izao, mety ho lava , mety ho fohy fa ny saina mila atao mahery! , efa nande gygy nareo, dia inona no tena olana tsy mampipetraka azy?

Novice 2> en rupture mihitsy hono ireny fa teo @ pharmacie ampandrana est za no ni commande dia une semaine dia tonga. sinon, manontania ihany ao @ pharmacie ambohimahitsy fa tao koa no nividianako farany (vao aingana), 1 sisa no tao sia mety efa manana vao² zareo zao.


Lehilahy no manoratra ,Tsy aiko raha misy vehivavy mifanandrify amin'ny safidiko ato fa za indray te iteraka , te anome zaza ireny mpivady tsy mety mahazo zaza ireny , marihiko fa tsy te anambady za fa te anampy ireny vehivavy te iteraka nefa tsy te anambady ireny na ireny mpivady tsy mahazo zaza fa misy tsy salama ramose, ametrao contct za raha misy mifanojo amin'izay ato


Lehilahy no manoratra , za indray maniry te anome zaza ireny mpivady tsy mety mahazo zaza ireny satria tsy salama ramose na ihany koa ireny vehivavy te iteraka ireny nefa tsy te anambady , raha misy mifanojo amin'izay ato dia ametrao pseudo fb na ******* za ,