Mahita anle message bdb reto a d manontany tena hoe za ve no tena impatiente sa aon, za zao vao 3 ans no nitady zaza, tsy mety mahazo d mitady ho kivy
Efa bevohoka aho nisy ftoana fa nalana le izy, mbol samy namita fianarana manko zahay mivady tam zany, manontany tena we sazy v zan no tsy azahoanay zaza intsony zao,mangataka famelana fona fa mety mbol tsy tiany omena v?? Tsy fantatro
Ef nande dokotera maro, nihinana fanafody, niotra fa tsy mety ary tena tsy mipetraka mitsy
Tam voalohany hoe tsentsina ny trompe gauche d efa 50% zany ny chance, ilay droite zan ra tsy manao ovulation d tsy mety
Ny sperrme anle vadiko rahateo tsy matanjaka ony ka sarotsarotra
Tena kivy aho am'izao, tam ray volana lasa naheno fa bevohoka ny namako akaiky ahy, iny alo mbola tsy nampaninona ahy, faly sady niarahaba azy, fa androany maraina naheno fa ny zandriko vavy ko dia bevohoka, tena faly noho izany vaovao zan kanefa tena malaelo ihany koa, latsaka mihitsy ny ranomasoko fa saingy tsy naseoaho azy izany.
Tena nahatsiaro voaatsindrona tany anaty ny foko kanefa zay mo zany ny fandaharana dia tsy maintsy manaiky
Un mois zay najanoko daholo ny traitement sy ny otra fa reraka ny saiko mieritreritra azysady lasa mikorontana b ny cycle ko, nisy fotoana 40j vo tonga ny règle, ao anatin zan tena ef mieritreritra hoe bevohoka kanefa tonga iany izy fa tara b, farany teo zao 33j, am ty miandry ndray we aiza ho aiza no ho avy.
Tena mila morale ambony b le izy ar tena midera ireo efa 5 taona,6 taona na 10taona nitadiavana nefa tsy mety kivy aho.
Bon courage daol d samia mahazo zay iriany daholo