image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Manao ahoana daholo, 19 ans za zao ary mahagaga ahy ihany fa mbola misy vatonono be foana hatramin'izao. Mba mangataka ny hevitrareo hoe normal ve zany sa tsia raha ny taonako?Misaotra betsaka sahady ho an'izay mamaly!


salama o, arak'io sujet io, inona no tena ilaina le yoga ? inona mahasamihafa azy amin'ny seance de méditation dia aiza nareo no mahita centre fanaovana yoga hafa ny fantatro dia ilay eo ankorondrano ao amin'ilay salon Mylord fa asa ny fiabilitény sy ny prix? afaka


Miarahaba antsika rehetra.Mba saika hanontany ry zareo hoe efa nisy taminareo ve nanao Prick test dia, si oui, dia taiza no natao? Dia ohatrinona? Sady mitady allergologue tena mahay koa izahay raha mba misy afaka manome reference. Efa nisy notsaboin'izany allergologue ao Ampasamadinika izany ve ato? Malaza mahay be hono fa ny olana dia toa hoe tsy eto Mada matetika?Mankasitraka antsika rehetra.


Bjr oooMisy mahafantatra ve hoe aiza no misy chirurgien an jaza kely fa tapaka ny sorokan-janako.Misaotra indrindra.


Bjr, Misy tamianreo ve nananjanaka be rivotra be ny kibony tamin'ny mbola kely 2mois? Ny ahy reto dia mijaly mits, manombok am 3 maraina isanandro zao dia miolakolana ao ampandrina izy dia aveo mitomany be. Ef nomena pinkoo fa tsy mis fiovana, efa asina bandy ny kibo fa ee. Inona reto ny evitra fa mapalaelo ilay zazamerci


Salam doolNy zanako mann karazan peau sensible,zvt kel d mapivaramena n hodiny.mafana zao n andro d lasa mis anle mibotsindrano reny n vatany.tongony, tanany soronyDe tsmapanin azy loatr f mplaelo n mijer anle izy satry sad mbotsin b no somar maro2In kay n azo atw mb hnfahan anle izy aignMarihiko fef mb ampanaovin akanjo maiva2na ian izy hiadin amle afanana f mbol mis ian eh.Ku misaotr anze mb afk manor hevitr