image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Manao ahoana daholo, 19 ans za zao ary mahagaga ahy ihany fa mbola misy vatonono be foana hatramin'izao. Mba mangataka ny hevitrareo hoe normal ve zany sa tsia raha ny taonako?Misaotra betsaka sahady ho an'izay mamaly!


Rčgle 2 fois par mois normale vé za efa 32ans ary mananjanaka iray.Mba valio azafady, raha problčme indray dia inona no tokony hataoko?Misaotra Tompoko.


Salama e! Mba vonjeo ry retoizay mahalala a! misy rehoka masaka be tsymety afaka ato an-tratrako, efa natao daholo na sakamalaona vosarimakirana na tantely na mananasy sy vosarimankirana na sirop na oignon na antibiotique na dokotera fa efa ho 15 jours zao, feno ao antratrako ao tsy mety afaka, tsymety mivoaka fa mikohokohoka fotsiny aho de misy rehoka be tsy mety mivoaka. Tsy hitako izay atao, efa indroa za no tany main'ny ostie fa tsssssssssssssssssssssssssssssssss vonjeo zay mba mahita hevitra e! Misaotra tompoko


Inona no antony mahatonga ny renin-tsaka ihinana ny zanany ? Misaotra tompoko


Manao ahoana daholo, 19 ans za zao ary mahagaga ahy ihany fa mbola misy vatonono be foana hatramin'izao. Mba mangataka ny hevitrareo hoe normal ve zany sa tsia raha ny taonako?Misaotra betsaka sahady ho an'izay mamaly!


Manao ahoana daholo,hono oa, misy chiropraticien ve eto tana? raha misy dia aiza no ahitana azy? raha tsisy dia ahoana ny fitsaboana sciatique?Misaotra mialoha.


mba mangataka solution ho an'ireo zay mahafantatra fa eo amboniny le nify zany oe eo aminy le hihi misy mibotsina, somary natahotra ihany za sao sanatria zvatra hafa fa nihaino olona sasany za d aphte io mandalo fotsiny fa asio karibonetra sns fa tsy maitsy mbola handeha dr ihany za, tsy mangirifiry fa manelingelina


Manahoana daholoza ry reto nisy mycose teo @feako, nagididy b mitsy sad vety2 kely ny fitombony. Ef naazo fanafody t@Dr de efa sitrana saingy zao tsy nety niala tsony ilay tache fa tavela eo. sao de efa mba nisy tratra an'io de inona no nahafaka ilay tache aveo?


Sao dia misy marary ohatra ahy ato :Ao @ kihoko ao misy marary ahy t@ voalohany, dia mitarika aty @ soroka sy rantsatanana.Vokany : ndraindray mangotsoka ny sandry, ny rantsatanana donto, ary ohatra ny misy fanjaitra manindrona sy mandende.mangotsoka koa ny vahantaolana aty @ rantsatanana.Ny tanana droite ihany no voa.Rehefa mangatsiaka ny andro na miditra anaty magazay climatisé dia mangorintsina ny tanana dia eo no eo dia mangatsiaka lay tanana. Rehefa mafana ny andro dia matoritory lay marary.Tsy hitan'ny doktera hoe aona na inona (irm, scanner de eee).Sao mba misy voan'izany na manana toro-hevitra dia misaotra mialoha


Salama daholo isika, sao dia mba misy toa ahy ianareo, 3 andro izay dia manomboka nahita tasy mainty tahaka ny lalitra manidina eo alohan'ny masoko eo za ary manaraka ny fihetsikin'ny maso ilay tasy, nijerijery internet aho dia hoe corps volants no anaran'izany fa te mahafantatra misimisy mombaizany ahi ra misy voa toy izany ianareo, merci e