image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 3

Bonjour daholo,

Izahay efa 5 taona nivadiana, tsy mbola niteraka foana hatr@ zao.
Tsy mbola nanao na inona na inona aloha fa dia variana niasa sy nianatra dia nande teny ny fotoana, moa tsy mbola vonona tsara ihany koa ny tena na ara-po, ara-tsaina sy ara-pananana.

Nanomboka t@ taona 2018 vao nieritreritra hoe andao @zay ary hitsabo tena ka nisy nanoro anay an'i Dr RAKOTOBE @ FIV.

Sendra efa in1 no teny, dia nanome RDV ny assistant fa reporté foana, efa in2 izay. Nefa izy tsy mety manome information @ déroulement ny traitement, sns fa ny Dr ihany no mahalala izany.

Saika anontany aho izany hoe misy @reo ve efa nanao FIV teny, maharitra hafiriana ny traitement sy ny lalana nandalovana ? Mila manena tena ve ? Sa misy zavatra manokana atao ?

Misaotra an'ireo izay mba afaka mamaly dia mirary soa antsika rehetra.

Manirindrindra


Bonjour, tsy mbola nanao fiv aho, fa raha hoe mbola tsy nitsabo tena ianareo, maninona aloha raha mandeha mijery gynécologue hafa. satria rdv @ pr Rakotobe tena ela² vao mahazo ? sao olana mora vahana , tsy mila fiv?


Bonsoir daholo,

@Faith, Izany hoe tsy mbola nitsabo tena aloha fa nieritreritra izahay hoe sady ijery any no sady ijery ao @ Noa fa ao koa no nisy nanaoro hoe misy IAC. Dia ny tao aloha nilaza fa tsy maintsy mihena fara faharatsiny 20 kg aho vao mahazo manohy.


@rica,
Aiza ho aiza eo @ station jovenna kay ?
Nisy analyse hormonal napanaovina ahy fa miandry cycle manaraka 2ème jour dia 14ème jour aloha
dia miandry an'izay. I Dr Iary (sa Hary?) ao @ Noa aloha no nanome an'io.

Tsy aiko hoe mety koa ve zao ataoko zao hoe sady mijery ary no mijery aro

Misaotra anareo namaly dia mirary soa


Izaho koa dia liana amin'ity sujet ity. Ca fait un an eo zay izao no mitady zaza. Otran'efa détaillé tsara ao amin'ny site anzareo ilay procédure fa za alo mbola tsy nanantona fa hitako hoe lafo ihany. Nisy interview tamin'ny gazety izay nilaza hoe entre 8.000.000 Ar sy 12.000.000 Ar ny FIV syny ICSI


Bjr daolo. Sendra hitako ty sujet ty de manoratra a.

Pinoum : za efa nanao FIV tany am Dr Jean Noel Tamatave fa efa tam 2011. Négatoif mo tam zay. Mety efa tsy mitovy tsony ny coût tam zany sy ny am zao.

Ny fiv an de mitovy daolo ny chance, zany oe eo am 35% eo ny taux de réussite. Na aiza na aiza enao manao de io fona. Miankina am facteurs bdb io réussite io fa indrindra ny qualité an embryons azo.
Ny afaka conseiller-ko de ny oe any am zay mampilamina ny sainao no tsara aleha fa ny taux de réussite io mitovitovy eo iany.
Za manokana mo de tsy nahatoky ny teto an toerana intsony taorinan io echec tam 2011 io de naleoko nande tany Maurice. Nanao fiv tany za tam 2015 ary nahazo kambana 02 lahy. Nisy namana niaraka nanao nefa tany fa tsy nety ko ny an zareo.
Ny ao am Dr Rakotobe de manana résultat tsara ko zareo. Misy olona betsaka efa nahazo tao.
Fa io araka nolazaiko de aleo zay mampilamina ny saina no atao. Fa mitovy fona ny chance.
Courage daolo de aza adino ny mivavaka fa en fait ny zanaka de avy am Andriamanitra fa tsy avy am mpanao fiv akory.
Mila vonona ara bola fotsiny de alamina ny saina de lasa zao. Courage.
Hiezaka hiditra eto iany za ra misy fanontaninareo.