Bonjour daholo,
Izahay efa 5 taona nivadiana, tsy mbola niteraka foana hatr@ zao.
Tsy mbola nanao na inona na inona aloha fa dia variana niasa sy nianatra dia nande teny ny fotoana, moa tsy mbola vonona tsara ihany koa ny tena na ara-po, ara-tsaina sy ara-pananana.
Nanomboka t@ taona 2018 vao nieritreritra hoe andao @zay ary hitsabo tena ka nisy nanoro anay an'i Dr RAKOTOBE @ FIV.
Sendra efa in1 no teny, dia nanome RDV ny assistant fa reporté foana, efa in2 izay. Nefa izy tsy mety manome information @ déroulement ny traitement, sns fa ny Dr ihany no mahalala izany.
Saika anontany aho izany hoe misy @reo ve efa nanao FIV teny, maharitra hafiriana ny traitement sy ny lalana nandalovana ? Mila manena tena ve ? Sa misy zavatra manokana atao ?
Misaotra an'ireo izay mba afaka mamaly dia mirary soa antsika rehetra.
Manirindrindra